TMBA We are the best

23/05/2026

Zany ary ny TANTELY eee🀣🀣🀣

Assurance ARO TOURNOI 2026
11/05/2026

Assurance ARO TOURNOI 2026

NY ANDROANY RM1
02/05/2026

NY ANDROANY RM1

HO FANATSARANA NY FIKAMBANANTSIKA DIA IRETO NY VOKATRA KA RAHAMPITSO NO AHITANTSIKA AZY ENY ANKIANJA
30/04/2026

HO FANATSARANA NY FIKAMBANANTSIKA DIA IRETO NY VOKATRA KA RAHAMPITSO NO AHITANTSIKA AZY ENY ANKIANJA

18/04/2026
18/04/2026
SOAVINA ANTSIMONDRANO  TOURNEMENT
18/04/2026

SOAVINA ANTSIMONDRANO TOURNEMENT

Miarahaba atsika rehetra πŸ™πŸ™πŸ™.ampanjana sy ampahamendrena hatrany no mbola hiarahantsika ato anatin 'ny fikambanana. ISIK...
13/04/2026

Miarahaba atsika rehetra πŸ™πŸ™πŸ™.ampanjana sy ampahamendrena hatrany no mbola hiarahantsika ato anatin 'ny fikambanana. ISIKA dia mbola tsy CLUB fa nisy ny lamina niarahana fa misy ny mpandrindra ny FIKAMBANATSIKA. NY tiana ahatongavana dia tenerana hatrany ny zavatra tokony hataontsika ka nisy ny toutnois t@ asabotsy teo dia nisy ny mpikambana no nanentana fa misy tournois etsy ANALAKELY. NY MPANDRINDRA ny CLUB anefa rehefa nantsoina dia oe eny ankazotokana dahlo fa mbola tsy vonona isika fa tokony hanomana ny @ lay 18 / 04 izao , na izany aza dia nisy ihany ny rahalahy tonga nisolo tena ihany tany ( tsy manome tsiny anareo izahay ) fa ny tiana ambara dia aleo mifampilaza sy mifampiera hatrany satria lasa mizara2 isika. Ny faharoa dia RAHA MISY ZAVATRA TSY METY ATAON'OLONA DIA ALEO MIFANAZAVA FA MARINA NY TENY NTAOLO OE NY FO RANO MAFANA . Mirary soa sy fifaliana ho atsika rehetra. @ asabotsy izao mihaona . SAMIA HO TAHIAN' ANDRIAMANITRAπŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

Address

Lot VP30 Ankazotokana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TMBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share