18/06/2026
Hellow la commu 👋🏻
Aleo aloha azavaiko kely fa betsaka lotra ny mandefa message amin'ny page momba ity publication ity 🤣
Miala tsiny indrindra fa tsy amidy izy io fa aniany tamin'ny 1er Avril ity poste ity fa kosa raha sanatria misy mahalina anareo dia mety afaka ho alefa ihany fa TSY IO AKORY NY VIDINY 😅 afaka tonga mp manotany fa ezahanay valina avokoa ny fanotanina nareo✌🏻
MERCI A TOUS 🙏