AC Fitambarana nam

AC Fitambarana nam Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AC Fitambarana nam, Sports Club, 1190, Antananarivo.

Ny firaisankiana no herin'ny football ⚽
Zahay dia mandray ny olona rehetra ka raha liana ianao midira mp 😁😁

Football mandrakizay ⚽

No smockeur pour tout les joueurs ⚽⚽

Bonne retablissement MAINCE (capitaine) 😢⚽
28/07/2025

Bonne retablissement MAINCE (capitaine) 😢⚽

ny faharesena no mitondra vokatra tsara any aorina any merci ⚽ Rasitraka et Mince ⚽ Tolotra sy Gardien ⚽
15/06/2025

ny faharesena no mitondra vokatra tsara any aorina any merci ⚽ Rasitraka et Mince ⚽ Tolotra sy Gardien ⚽

programme du matchalahady 15 juin 2025 8h AC FITAMBARANA NAM vs Voxens Madagascar miara mandroso @ jesoa kristy
12/06/2025

programme du match
alahady 15 juin 2025
8h
AC FITAMBARANA NAM vs Voxens Madagascar

miara mandroso @ jesoa kristy

vokadalao androany 5-5but :Rasitraka ⚽⚽Tolotra ⚽Mince ⚽C.S.C ⚽passe decisive Mince 🎯🎯🎯Le Fiih 🎯tsara lalao merci zalahy ...
08/06/2025

vokadalao androany 5-5
but :Rasitraka ⚽⚽
Tolotra ⚽
Mince ⚽
C.S.C ⚽

passe decisive
Mince 🎯🎯🎯
Le Fiih 🎯

tsara lalao merci zalahy a

ndao indray isika irary soa any joueurs atsika ary 🎉🎊🎂Arabaina enao Valisoa 🎊🎉nahatratra ity tsingeritaona nahaterahanao...
05/06/2025

ndao indray isika irary soa any joueurs atsika ary 🎉🎊🎂
Arabaina enao Valisoa 🎊🎉nahatratra ity tsingeritaona nahaterahanao ity 🎉🎊🎂mirary soa dia mitomboho fahaizana baolina atrany 🎉🎊🎂 mirarisoa ho anao ny joueurs atsika rehetra 🎉🎊🎂manaova fety sambatra ny defenseur any AC FITAMBARANA NAM 🎉🎊🎂

Arabaina nahatratra ny tsingeritaona nahaterahanao enaw ry Mince ⚽⚽🍰🎉🎂dia mitombo fahaizana foot iany 🎂🎉tongava  irinao ...
31/05/2025

Arabaina nahatratra ny tsingeritaona nahaterahanao enaw ry Mince ⚽⚽🍰🎉🎂dia mitombo fahaizana foot iany 🎂🎉tongava irinao enaw 🎉⚽

26/05/2025

mitady ATT sy DC zahay midira mp raha vonona ianareo tompoko
18ans 1m67 ou plus no ilaina tompoko

Address

1190
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AC Fitambarana nam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category