God never lies

God never lies "" i L❤VE Jesus ""

21/05/2026

Tsy misy lohalika miforitra miala maina izany

23/05/2025

Lehibe noho ny adinao androany ny fandresenao rahampitso 🙏

08/05/2025

Cherchez premièrement le royaume et la justice de Dieu; et toutes ces choses vous seront données par-dessus.
Matthieu 6:33

07/05/2025

Personne ne peut prier et s'inquiéter en même temps

⚛Fa mampatanjaka ny reraka izy✊Ary izay kely hery dia homeny hery be dia be💞⚛''Fa hahazo hery ianareo fanahy masina amin...
07/05/2025

⚛Fa mampatanjaka ny reraka izy✊
Ary izay kely hery dia homeny hery be dia be💞
⚛''Fa hahazo hery ianareo
fanahy masina aminareo''✨
⚛Fa zay rehetra nandray azy dia nomeny hery
Ho tonga zanak'Andriamanitra💎
⚛Fa tsy omen'Andriamanitra fanahy osa isika
Fa fanahy mahery✊❤
⚛Fa ianareo kosa dia taraka voafidy💎✨
Fanjakam-pisorona, firenena masina🌍
⚛Olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany👑

Inao no Alfa ilay tsy miova🙏Inao no omega mandrakizay✊❤Manjaka amin-kery ianao TompoAndriamanitry ny fahagagana💞Tompo ts...
06/05/2025

Inao no Alfa ilay tsy miova🙏
Inao no omega mandrakizay✊
❤Manjaka amin-kery ianao Tompo
Andriamanitry ny fahagagana💞
Tompo tsy toha ilay avo indrindra👑
❤Andriamanitry ny tsy hay atao
Rehefa miteny ianao Tompo
Tsy misy mahatohitra👑

Hainao atao ny zavatra rehetra✨❤

06/05/2025

Ne négligez pas de faire le bien et de partager ce que vous avez
Hébreux 13:16

Address

Ihosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when God never lies posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share