Kitra radar Malagasy

Kitra radar Malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitra radar Malagasy, Sport & recreation, 74 A bis Andranoro, Antananarivo.

⚽ Voka-dalao [Bundesliga - J16]  8️⃣-1️⃣
11/01/2026

⚽ Voka-dalao [Bundesliga - J16]
8️⃣-1️⃣

🔴 Ireo  11 tompon-toerana amin'ny fifandonan'ny FC BARCELONA sy REAL MADRID (22:00⚽ Canal+ Sport 3 / Chaîne L'Équipe / W...
11/01/2026

🔴 Ireo 11 tompon-toerana amin'ny fifandonan'ny FC BARCELONA sy REAL MADRID (22:00⚽ Canal+ Sport 3 / Chaîne L'Équipe / World Football)

Lalao arahina androany @ sabotsy 16 août 💣Nb:efa manomboka ny akabetsahan'ny lalao malaza ao Europe
16/08/2025

Lalao arahina androany @ sabotsy 16 août 💣

Nb:efa manomboka ny akabetsahan'ny lalao malaza ao Europe

Efa ela lotra izay fa nibata amboara ihany i Harry Kane☺,Mpilalao 31 taona izy ankehitriny, ary efa 14 taona naha mpilal...
10/05/2025

Efa ela lotra izay fa nibata amboara ihany i Harry Kane☺,Mpilalao 31 taona izy ankehitriny, ary efa 14 taona naha mpilalao matihanina azy (parcours senior).

📄 Bundesliga  0⃣-0⃣
10/05/2025

📄 Bundesliga
0⃣-0⃣

📄Premier League  0⃣-0⃣
10/05/2025

📄Premier League
0⃣-0⃣

📄Conference League  1⃣-0⃣   (agg:5-1)  2⃣-2⃣   (agg: 3-4)Ny Chelsea sy Real Betis no hifandona amin'ny lalao famaranana ...
09/05/2025

📄Conference League

1⃣-0⃣ (agg:5-1)
2⃣-2⃣ (agg: 3-4)

Ny Chelsea sy Real Betis no hifandona amin'ny lalao famaranana 28 mey ho avy izao

📄 Europa League [1/2 finale - retour]  4⃣-1⃣   /GLIMT 0⃣-2⃣  Ny Tottenham sy Manchester United no hifandona amin'ny lala...
09/05/2025

📄 Europa League [1/2 finale - retour]

4⃣-1⃣
/GLIMT 0⃣-2⃣

Ny Tottenham sy Manchester United no hifandona amin'ny lalao famaranana @ ny 21 mey ho avy izao🤷🏻‍♂️

Lalao anisany malaza anio alakamisy 8 mey 2025⚽📄 Europa League [1/2 finale - retour]🎮 MAN. UNITED VS ATH. BILBAO🕙 22h (o...
08/05/2025

Lalao anisany malaza anio alakamisy 8 mey 2025⚽

📄 Europa League [1/2 finale - retour]
🎮 MAN. UNITED VS ATH. BILBAO
🕙 22h (ora malagasy)
📺 SS LaLiga

📄Europa League [1/2 finale - retour]
🎮 BODØ/GLIMT VS TOTTENHAM
🕙 22h (eto mada)
🎥 SS EPL

📄Conference League [1/2 League - retour]
🎮 CHELSEA VS DJURGARDENS
🕙 22h (eto mada)
🎥SS Football

📄 Conference League [1/2 finale - retour]
🎮 FIORENTINA VS REAL BETIS
22h (eto mada)
🎥 SS Football Plus

"Ny hafatra matotra avy amin’i Lamine Yamal taorian’ny faharesen’ny Barça!⚽️ Taorian’ilay lalao mafana niadiana tamin’ny...
08/05/2025

"Ny hafatra matotra avy amin’i Lamine Yamal taorian’ny faharesen’ny Barça!

⚽️ Taorian’ilay lalao mafana niadiana tamin’ny Inter (4-3) sy ny fialan’ny Barça tamin’ny dingana manasa-dalana amin’ny Ligue des Champions, dia tonga dia nanoratra ho an’ny mpanohana Barcelonais i Lamine Yamal:

🗣️ “Nataonay izay rehetra azo natao. Tamin’ity taona ity dia tsy vitantsika izany, fa hiverina izahay, aza misalasala ry “Culers”! Tsy hijanona izahay raha tsy tafaverina amin’ny toerana mendrika azy ity klioba ity, eny an-tampony. Hotanterahiko ny teniko ary ho entiko any Barcelone izany. Tsy hijanona izahay raha tsy azontsika izany. Fa amin’ny alahady kosa dia misy famaranana iray hafa, ka tsy maintsy miray isika rehetra. Visca Barça!”

💙❤

Address

74 A Bis Andranoro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitra radar Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share