22/09/2025
Salama tompoko,
Faly izahay mizara aminareo ireto sary vitsivitsy nandrintran'ny alahady farany teo😉
Ilaina tokoa ny mitaiza vatana sy miaina ara-pahasalamana, ka manentana anareo hatrany izahay ato amin’ny Terrain basket Tongarivo Tanjombato mba ho avy hanao basket-ball aty aminay.
💡 Raha te hanao reservation, aza misalasala miantso mivantana amin’ity laharana ity: 0389354817
🎯 Ankoatra ny basket, misy koa fanatanjahantena hafa azo atao, toy ny rugby sy foot.
Koa manasa antsika rehetra – na ekipan'ny birao, fianakaviana, na namana – ho avy hifandimby hanao fanatanjahantena sy hifaly miaraka!
Tongava maro e!