20/09/2026
🏀 RECHERCHE MATCH AMICAL / ÉCHANGE BASKET 🏀
Nous sommes à la recherche de matchs amicaux pour nos différentes catégories :
* Les Débutants (4 à 8 ans - Mixte)
* Les U8 / U10 / U12 (Filles et Garçons )
* U14 en 3*3 ( Filles et Garçons )
Nous savons que ce ne sont pas les écoles et clubs qui manquent à Tana ! Cependant, nous souhaitons échanger avec une structure qui partage réellement la vision mini-basket : un esprit axé sur l’échange d’expérience, le fair-play et avant tout le plaisir de jouer. 🤝✨
👉 N’hésitez pas à mentionner des écoles, des présidents de clubs, à nous laisser vos recommandations en commentaire ou à nous contacter directement en MP !
🏀 MATCH AMICAL / TANIKETSA BASKETY 🏀
Mitady match amical ho an'ireo sokajy ireo izahay:
* Débutants (4 ka hatramin'ny 8 taona - Mixte)
* Ireo U8 / U10 / U12 (Zazavavy- Zazalahy)
* U14 en 3*3 ( Zazavavy- Zazalahy)
Fantatray fa tsy ny sekoly na klioba no tsy ampy eto Tana! Na izany aza, maniry ny hifanakalo amin'ny sekoly na klioba tena mizara ny vina mini-basket izahay: toe-tsaina mifantoka amin'ny fifanakalozana traikefa, ny lalao madio (fair-play), ary indrindra indrindra ny famalifaliana ireto ankizy tena mbola amin’ny taonan’ny fianarana baskety fa tsy fifaninanana. 🤝✨
👉 Aza misalasala manonona (mentionner) sekoly, filohan'ny klioba, mamela ny soson-kevitrareo amin'ny fanehoan-kevitra (commentaire) na mandefa hafatra miafina(MP)
Contact : 0382518311