Ilafy Rova FC

Ilafy Rova FC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ilafy Rova FC, Sport & recreation, Ankadikely, Antananarivo.

Mafy rangaha le equipe nay ILAFY an IRFC CHAMPION
13/04/2026

Mafy rangaha le equipe nay ILAFY an
IRFC CHAMPION

Tonga ny fotoana Andao hifanohana hahatratrarana ny tanjona 😍IRFC Forever
07/04/2026

Tonga ny fotoana
Andao hifanohana hahatratrarana ny tanjona 😍
IRFC Forever

Seho antsary IRFC 2025 Raha misy ny manana sary any amintsika rehetra any alefaso eo @ commentaire mba ho tsiahy sy tadi...
04/04/2026

Seho antsary IRFC 2025
Raha misy ny manana sary any amintsika rehetra any alefaso eo @ commentaire mba ho tsiahy sy tadidy e

⚽🔥 TONGASOA ETO AMIN’NY PEJY OFISIALIN’NY ILAFY ROVA FOOTBALL CLUB 🔥⚽Efa an-taona maro no nitazaina TANORA 💪Ankehitriny ...
02/04/2026

⚽🔥 TONGASOA ETO AMIN’NY PEJY OFISIALIN’NY ILAFY ROVA FOOTBALL CLUB 🔥⚽

Efa an-taona maro no nitazaina TANORA 💪
Ankehitriny kosa dia dingana vaovao indray no atomboka : fanokafana amin’ny fomba ofisialy ity pejy ity !

Ekipa iray, fitiavana iray, fianakaviana iray ❤️

Eto amin’ity pejy ity no ahitana ireo :
⚡ lalao sy ny vokatra azo
⚡ fanazaran-tena
⚡ hetsika sy ny zava-mitranga rehetra
⚡ fiainan’ny ekipa eny an-kianja sy ivelany

Misaotra indrindra anareo rehetra nanohana hatramin’izay, ary tongasoa ho an’ireo vao miditra 🙏

Mitohy ny tantara… 🚀

#2026

Address

Ankadikely
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilafy Rova FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share