Stat BAREA

Stat BAREA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stat BAREA, Sports Team, Antananarivo.

๐Ÿšจ Rinjala Raherinaivo, 26 ans / Ailier Droit๐ŸšจStatistique en 2024-2025โณ avec CS Chรชnois/ Suisse 4รจme division.๐ŸŸ 10 matchs...
14/10/2024

๐Ÿšจ Rinjala Raherinaivo, 26 ans / Ailier Droit
๐ŸšจStatistique en 2024-2025โณ avec CS Chรชnois/ Suisse 4รจme division.
๐ŸŸ 10 matchs
โšฝ 04 buts
๐ŸŽฏ 00 passes dรฉcisives

i Bouchra Karboubi ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฆ no voatendry hitsara ny lalao anio ariva. ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†  #๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ...
14/10/2024

i Bouchra Karboubi ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฆ no voatendry hitsara ny lalao anio ariva. ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† #๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—•๐—”๐—ฅ๐—˜๐—” ๐˜€๐˜† G๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ถ๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ.

Eo amin'ny laharana faha-4 no misy an'i Madagasikara ao amin'ny vondrona misy azy ho an'ny fifanintsanana makany amin'ny...
12/10/2024

Eo amin'ny laharana faha-4 no misy an'i Madagasikara ao amin'ny vondrona misy azy ho an'ny fifanintsanana makany amin'ny CAN 2025

Ny fondrona nisy an'i Madagasikara tamin'ny CHAN 2022 farany teo..๐ŸŽฏ3 matchs ๐ŸŽฏ3 victoiresโœ… ๐ŸŽฏ9 Pointsโœ…
09/10/2024

Ny fondrona nisy an'i Madagasikara tamin'ny CHAN 2022 farany teo..
๐ŸŽฏ3 matchs
๐ŸŽฏ3 victoiresโœ…
๐ŸŽฏ9 Pointsโœ…

Hotanterahina ny alarobia 9 oktobra 2024 ny antsapaka aminโ€™ny fifanintsanana aminโ€™ny fiadiana ny ho tompondakanโ€™i Afrika...
08/10/2024

Hotanterahina ny alarobia 9 oktobra 2024 ny antsapaka aminโ€™ny fifanintsanana aminโ€™ny fiadiana ny ho tompondakanโ€™i Afrika (CHAN) 2024. Nambaranโ€™ny Confรฉdรฉration Africaine de Football (CAF) tao aminโ€™ny tranokalany izany.

๐Ÿ†˜Tsara ho fantatra๐Ÿ†˜ !!!โœ…โœ…ireo fandresena goavana...
03/10/2024

๐Ÿ†˜Tsara ho fantatra๐Ÿ†˜ !!!
โœ…โœ…ireo fandresena goavana...

๐Ÿ†˜Tsara ho fantatra๐Ÿ†˜ !!!โŒโŒโŒireo faharesena mafy nahazo ny BAREA...
03/10/2024

๐Ÿ†˜Tsara ho fantatra๐Ÿ†˜ !!!
โŒโŒโŒireo faharesena mafy nahazo ny BAREA...

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขMiomana hiatrika anโ€™i Gambia aminโ€™ny andro fahatelo sy fahefatra aminโ€™ny fifanintsanana aminโ€™ny CAN 2025 i Madagasikar...
03/10/2024

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขMiomana hiatrika anโ€™i Gambia aminโ€™ny andro fahatelo sy fahefatra aminโ€™ny fifanintsanana aminโ€™ny CAN 2025 i Madagasikara aminโ€™izao fotoana izao, izay manana isa iray monja, Taorianโ€™ny faharesena nanoloana anโ€™i Tunisie (0-1) sy ny ady sahala nifanandrina taminโ€™i comores.

Ny tsara indrindra dia tsy maintsy mandresy tanteraka ny Barea aminโ€™ireo lalao roa aminโ€™i Gambia, izay hatao ny 11 oktobra sy ny 14 oktobra any Maroc.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stat BAREA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share