25/02/2025
Totosa ny alahady 23 febroary 2025 lasa teo, ny fivorian'ny Amitie Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano (A. S. S. C. A), tao amin'ny EPP Ambohitrarahaba, ho fanomanana ny 08 martsa, andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy.
Sary vitsivitsy: