24/06/2025
❌Salut salut daholo,noho ny tsy fahasalamana misy amiko dia tsy afaka ny handray anjara za amn alahady hoavy izao ao am Valahara Café Antsirabe am 29 hoavy izao😭,
❌Mbola hiseo eny fona za zareona,miala.tsiny amn lesan akama bira,
❌Mila repos be za😭
❌Na izany aza tohano foana ireo namana ireo izay manao any💪
Alefa lesy zala😉