STK Foot club

STK Foot club Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STK Foot club, Sports Team, Antananarivo.

🔵⚪Entraînement sy match amical ny sabotsy ! ⚽🏃‍♂️👉 Ho any kely : Entraînement  ny sabotsy ! 💪👉 Ho any lehibe : Misy Matc...
11/12/2024

🔵⚪Entraînement sy match amical ny sabotsy ! ⚽🏃‍♂️

👉 Ho any kely : Entraînement ny sabotsy ! 💪

👉 Ho any lehibe : Misy Match amical ny sabotsy ho avy izao. Aza adino ny mitondra matériel+rano ! 🥤

📍 Lieu : terrain HJRA 🏟️
⏰ Horaires :15h30

Fanazava fanampiny :
☎️033 14 682 39| 034 43 616 15 - MP

⚪🔵|entraînement samedi prochain|15:30🕞Lieu : terrain HJRA🏟️Aza adino ny matériel ✊🏽⚽☎️:033 14 682 39/34 43 616 15 - MP
20/11/2024

⚪🔵|entraînement samedi prochain|15:30🕞
Lieu : terrain HJRA🏟️
Aza adino ny matériel ✊🏽⚽

☎️:033 14 682 39/34 43 616 15 - MP

📆Misy entraînement ny sabotsy 15 novembre| 🕞15:30 ao am kianja HJRA .📢fiatsoana mpilalao vaovao!!🚨⚽⚡ Izahay dia mandray ...
13/11/2024

📆Misy entraînement ny sabotsy 15 novembre| 🕞15:30 ao am kianja HJRA .

📢fiatsoana mpilalao vaovao!!🚨

⚽⚡ Izahay dia mandray mpilalao vaovao ka ireto avy ary ny conditions :
✔️Mivavaka ao amin'ny FJKM Ziona Fahazavana Anosibe .
✔️14 taona noho miakatra .

🔸Ny STK sokajy sport dia tsy hoe manabe ara-panatanjahatena fotsiny fa manabe ara-panahy ihany koa 🙏🏽🕊️, ary ireo mpanazatra dia efa za-draharaha avokoa ✊🏼💯izay mandany fotoana hanatsarana ny teknika sy ny paikady.🎯🏅

💠Raha toa ka liana ianao dia ireto ny afaka ifandraisana na ilana fanazava fanampiny:
📲: 033 14 682 39| 0389104278
💬: miditra message privé .

📣 Tsiahy kely ho antsika mpilalao STK ! 🔥🗓️Entrainement sabotsy 09 novembre |15h30 eny amin'ny  kianja HJRA !! 💥⚽📢 Fanen...
07/11/2024

📣 Tsiahy kely ho antsika mpilalao STK ! 🔥

🗓️Entrainement sabotsy 09 novembre |15h30 eny amin'ny kianja HJRA !! 💥⚽

📢 Fanentanana ho an’ireo tanora liana amin’ny baolina kitra! ⚽

💥 Fanentanana ho an’ny tanora zazalahy manomboka amin'ny 14 taona noho miakatra, izay mpivavaka ao amin'ny FJKM Ziona Fahazavana Anosibe: raha manana faniriana hiditra sy hilalao miaraka aminay ianareo, dia tongava hijery sy hanatevin-daharana. Izahay dia manome fiofanana manara-penitra sy matihanina miaraka amin’ny mpanazatra efa za-draharaha sy manam-pahaizana amin’ny fanazarana baolina kitra
📌Toerana :kianja HJRA
📌 isaky ny sabotsy amin'ny 3:30
Fanazava fanampiny
🔸midira message privé
🔸033 14 682 39/034 43 616 15

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK Foot club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share