USCAR RUGBY-Officiel

USCAR RUGBY-Officiel Union Sportive Commune Antananarivo Rugby

😁Uscar lesy tsika ahh!!!🏈..hafaliana ho anay tokoa aloha ny nandraisana an'i PDS sy ny talen'ny fanatanjahan-tena, tety ...
13/08/2026

😁Uscar lesy tsika ahh!!!🏈..hafaliana ho anay tokoa aloha ny nandraisana an'i PDS sy ny talen'ny fanatanjahan-tena, tety an-kianja androany eh!! 💪
✅afaka niresaka mivantana sy malalaka tamin'i PDS izahay, ankasitrahana tanteraka ny finiavany, amin'ny fanohanana amin'izao fiatrehantsika ny lalao famaranana amin'ny TOP12 izao 🙏🔵🟡

USCAR

🏉Finale TOP 12💪🏼🔵🟡🎯Nahemotra ho amin'ny Alahady 06 Septambra 2026 ny lalao famaranana ny XXL TOP 12 eny amin'ny kianja M...
11/08/2026

🏉Finale TOP 12💪🏼🔵🟡
🎯Nahemotra ho amin'ny Alahady 06 Septambra 2026 ny lalao famaranana ny XXL TOP 12 eny amin'ny kianja Makis Andohatapenaka, raha nokasaina hatao ny 16 Aogositra 2026 hoavy izao.

Source: Pejy Malagasy Rugby

Handry am-piadanana anie ny fanahiny 🙏
05/08/2026

Handry am-piadanana anie ny fanahiny 🙏

03/08/2026

🕊️ Misaona ny tontolon'ny Rugby Malagasy
Nodimandry i "Bien", fantatra amin'ny anarana hoe "Tsiliva", mpilalaon'ny Makis de Madagascar teo aloha (2012).
Ny Malagasy Rugby dia maneho ny alahelony lalina ary mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany, ny havany, ny namany, ary ny fianakaviambe rugby manontolo amin'izao fahoriana izao.
Mandria am-piadanana, Tsiliva. 🕊️🏉

✊Onja miabo ho an'ny tontolo andro☀🏉Niavaka kely ny lalan-tsaina nitondran'i Pdt "Lesa" anay niatrehana ity taom-pilalao...
02/08/2026

✊Onja miabo ho an'ny tontolo andro☀
🏉Niavaka kely ny lalan-tsaina nitondran'i Pdt "Lesa" anay niatrehana ity taom-pilalaovana ity, nahasoa anay tsirairay ilay izy (na teo amin'ny tontolon'ny lavalava, na teo amin'ny asa aman-draharaha ary koa ny teo anivon'ny fiaraha-monina sns...) ka dia zarainay amintsika tsy ankanavaka:
✅Firaisan-kina
✅Fahadiovam-po
✅Fifanajana be

USCAR🔵🟡

🏉Tsapanay loatra ny fitiavanareo anay, faly koa izahay manana anareo mpanaraka sy mpakafy anay, tsy ho voavaly tsirairay...
30/07/2026

🏉Tsapanay loatra ny fitiavanareo anay, faly koa izahay manana anareo mpanaraka sy mpakafy anay, tsy ho voavaly tsirairay avokoa ireo teny firariantsoa maro🔵🟡
✅Onja miabo, hiatrehana ny tontolo andro✊🆙⬆

🏉Onja miabo hatrany✊🔵🟡✅Uscar lesy tsika ah!!!
29/07/2026

🏉Onja miabo hatrany✊🔵🟡
✅Uscar lesy tsika ah!!!

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00
Sunday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when USCAR RUGBY-Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share