04/01/2025
Diego Maradona : Ilay kintana tsy mety maty ao am-pon'ny mptitia kitra.
Nanamarika ny tantaran'ny baolina kitra tany amin'ny taona 80 tany ho any ny tongotra havian'ity Ranamana ity.
👉Toy izao ny zava-bitany :
🏆Champion du Monde 1986 niaraka tamin'ny Argentine, izay nahafetesany ny "Main de Dieu" sy ny "But du Siècle".
🏅🏅 Deux fois Champion d'Italie tao Naples, izay ekipa kely nefa noho ny fahatongavany tao dia lasa sangany tao Italie sy tao Eoropa
🥇 Ballon d'Or d'honneur Tamin,ny taona 1995
⚽Raha te ahalala zavatra betsaka momba ny kitra ianao dia tsidio ny tranokala Tia Kitrana : https://tiakitrana.blogspot.com/
Arao ny pejy !!!!