04/04/2023
Aza kivy mahereza hatrany fa tsy maintsy mbola hisy valiny vavakao ary tsy ho very maina ireo ezaka vitanao !
Ho avy Andriamanitra hamaly vavakao sy ireo fanirinao rehetra amin'ny anarany jesosy kristy tompo ππ»ππ»ππ»ππ»
Ho marina aminao zany AmenπΈπ¦ππ»π