22/12/2025
Salama daholo oh.
Tapitra ny Tournoi tany Ampahimanga, Arabaina manokana ny Premium tamin'ny fandresana azony nanoloana ny ekipantsika 🙏 🙏 💪 💪 ⚽️ , manetsa be mbola ho avy.
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra.
Alefa foana zalahy a.
Manaova fety sambatra daholo dia samia tahian'Andriamanitra daholo 🙏 🙏
FINAL Talenta CUP 2025.
Nahafinaritra tokoa ny lalao.
Etoana dia hisaorana manokana n'y ekipa roa TONTA (PREMIUM sy ACACIA) satria dia tena naneho lalao mendrika sy tao anaty fifanajana tanteraka.
Tsy nisy ny ady, ny anti-jeux, ny fifandrangitana. Nanomboka teo amin'ny contrôle hatramin'ny fizarana ny amboara.
IZAY TOE-TSAINA TOKONY HANANAN'NY MPANAO FANATANJAHANTENA REHETRA.
MY GAME IS FAIR-PLAY.
CAP MADAGASCAR
SAMDI
FENO Frip
Saveurstropic
CRA- Commune Rurale Ampahimanga