20/08/2025
🚀 LALAO CHAN !!! Tafiakatra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny BAREA ! Voarakotra ao anatin'ny tantaram-pirenena izany dingana lehibe izany, ndao tohanana ny Ekipa antsika, izay niady mafy ho an'ny voninahitry ny firenena.
📺 Araho mivantana ao amin’ny Canal+ Sport 1 (chaîne 19 & 61)
🗓️ Zoma 22 Aogositra
🕓 04:52
⚡ Madagasikara 🇲🇬 vs Kenya 🇰🇪