Flexifit dia toerana fanaovana fanatanjahantena iray ao Manjaka Ilafy, natao ho an’ireo olona mavitrika sy mikarakara ny fahasalamany ara-batana. Ny tanjonay dia ny hanampy anao hitia sy hanaiky ny vatanao sy hahita fandrosoana amin’ny alalan’ny fanaraha-mason'ny tsirairay ataon'ny "coach", ny fitaovana manara-penitra, fiarahana mahafinaritra (cours collectifs, zumba) izay atao anatin'ny tsika sy
korana hatrany. Na vao manomboka ianao na efa zatra manao fanatanjahantena, dia raisinay am-pitiavana sy amin-kafanam-po ianao, hanampy anao hanatratra ny tanjonao amin’ny fomba miadana sy mahafinaritra.
💪 Soatoavina ijoroanay : fahitsiana, fanoloran-tena, mirary, fahazotoana. Avia hiaraka amin’ny fianakaviamben’ny Flexifit !
📍 Manjaka Ilafy, Immeuble Espace Fitahiantsoa
📲 Contact : +261 38 37 659 01
📧 Mail : [email protected]
_____________________________________________________________
Flexifit est une salle de sport conviviale située à Manjaka Ilafy, pensée pour les personnes actives du quartier et de ses alentours. Notre mission est simple : aider chacun à se sentir mieux dans son corps grâce à un accompagnement humain, des équipements de qualité, des cours collectifs dynamiques et une ambiance motivante. Que vous soyez débutant·e ou sportif·ve confirmé·e, notre équipe vous accueille avec énergie et bienveillance pour vous permettre de progresser à votre rythme.
💪 Nos valeurs : authenticité, dépassement de soi, accessibilité, motivation. Rejoignez la communauté Flexifit et vivez une expérience sportive unique, à deux pas de chez vous !
📍 Manjaka Ilafy, Immeuble Espace Fitahiantsoa
📲 Contact : +261 38 37 659 01
📧 Mail : [email protected]