28/08/2025
Izahay Staff sy ny Club rehetra ato amin'ny Section Basket Ball Avaradrano dia mankahery sy mirary fiononana feno ho an'i Atoa Conseiller Spécial dit "Sexy" sy ny fianakaviana manontolo amin'izao fahalasan'ny Rainy izao.
Koa dia Mahereza indrindra daholo Tompoko!