Basic F'ITaosy

Basic F'ITaosy ๐Ÿ‹๏ธโ€โ™‚๏ธ Transformez votre corps, transformez votre vie ! Une salle de remise en forme
Ouvert de 6h00 ร  19h00 du lundi au samedi

Efa vita ve ny vacances sa mbola handeha mihintsy ?! ๐Ÿ˜๐Ÿซฃ Misy tsy tazana intsony ah ๐Ÿ˜› Tsy aleo ve atomboka @ kotrana ity ...
01/09/2026

Efa vita ve ny vacances sa mbola handeha mihintsy ?! ๐Ÿ˜๐Ÿซฃ
Misy tsy tazana intsony ah ๐Ÿ˜›

Tsy aleo ve atomboka @ kotrana ity volana vaovao be ity!! ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ฏ

Ndao hamerina hikarakara ilay vatana tsara be indray aloha fa aza varina ao eh ๐Ÿ˜‚

โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
Tรฉl 0385228634 ๐Ÿ“ž

Allรด allรด !! ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขโ˜บ๏ธ Nohon'ny fandaminana dia mihato Kely ny cours Africanz sy Zumba isakin'ny samedi, misy publication iha...
14/08/2026

Allรด allรด !! ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขโ˜บ๏ธ

Nohon'ny fandaminana dia mihato Kely ny cours Africanz sy Zumba isakin'ny samedi, misy publication ihany eto @ page rehefa miverina misy indray. Mankasitraka antsika oh!! ๐Ÿ™๐Ÿ™

Vacances atao ihany fa ny kotrana koa tsy adino ah !! โ˜บ๏ธ๐Ÿ’ช ๐Ÿ”ฅRapitso ร  8h 30 ny cours Africanz sy ZumbaMahafinaritra fona ...
07/08/2026

Vacances atao ihany fa ny kotrana koa tsy adino ah !! โ˜บ๏ธ๐Ÿ’ช
๐Ÿ”ฅRapitso ร  8h 30 ny cours Africanz sy Zumba

Mahafinaritra fona ny ambiance miaraka aminay fa tongava daoly dia ho ento ny namana !!! ๐Ÿ“ข

โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
Misy parking malalaka tsara ๐Ÿš™ ๐Ÿ›ต
Tรฉl : ๐Ÿ“ž 0385228634

27/07/2026

Aza ajanona mihintsy ilay ezaka sy fanatratrarana tanjona fa andao ho tohizana!!! ๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ

โœ…Ny vatana mila karakaraina fona fa aza mangataka andro ๐Ÿ’ฆ
Sady hiainana ny vacances no arahana ny kotrana ๐Ÿ–๏ธ๐ŸŒŠ

๐Ÿ‘‰Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
Misy parking malalaka tsara ๐Ÿš™ ๐Ÿ›ต
๐Ÿ“ž0385228634

Rapitso indray ilay fotoanantsika fa tongava daoly !!! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜‹ Cours Africanz manomboka ร  8h le samedi 25 juillet ๐Ÿšจ๐Ÿ’ช   โœ… Itao...
24/07/2026

Rapitso indray ilay fotoanantsika fa tongava daoly !!! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜‹

Cours Africanz manomboka ร  8h le samedi 25 juillet ๐Ÿšจ๐Ÿ’ช


โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
๐Ÿ“ž0385228634

๐ŸšจMbola mitohy jusqu'ร  fin du mois ny promotion antsika ah !! ๐Ÿšจ Araraoty aloha fa kely sisa ๐Ÿ˜œ โœ… Misokatra fona ihany koa ...
23/07/2026

๐ŸšจMbola mitohy jusqu'ร  fin du mois ny promotion antsika ah !! ๐Ÿšจ

Araraoty aloha fa kely sisa ๐Ÿ˜œ

โœ… Misokatra fona ihany koa ny salle ho an'ny rapitso vendredi 24 juillet, toy ny ora mahazatra 6h ร  19h ๐Ÿ‘ˆ tongava mitaiza vatana oh!!! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช

Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt no misy anay
๐Ÿ“ž0385228634
Misy parking malalaka tsara ๐Ÿš™๐Ÿ›ต

17/07/2026

Ndao indray ho faranantsika @ fomba mahafinaritra be ity erinandro ity !! ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‹
Ny sport vita ny fahafinaretana azo ihany ๐Ÿ‘†๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช

Tongava daoly fa manomboka @ 8h isika rapitso !!

โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
0385228634

Motivation kely  semaine vaovao be izao indray aloha !!! ๐Ÿ‘† Inona no mbola manakana anao tsy hikarakara vatana ?! ๐Ÿค”๐Ÿ˜ Foto...
13/07/2026

Motivation kely semaine vaovao be izao indray aloha !!! ๐Ÿ‘†

Inona no mbola manakana anao tsy hikarakara vatana ?! ๐Ÿค”๐Ÿ˜ Fotoana tsara anaovana musculation mintsy izao mangatsika kely izao ๐Ÿ˜‰ mila tairina ilay vatana fa mitady ho kamokamo indray ๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ

-Musculation
-Cardio fitness
-Cours Africanz, ary Zumba Fitness โœ…
๐Ÿ”ฅNy coach ilainao tsara fa aza manahy ๐Ÿ‘Œ

โฉ Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
โฐMisokatra Lundi au vendredi 6h ร  19h, Samedi 6h ร  16h
Misy do**he sy vestiaire ๐Ÿšฟ
Misy parking malalaka be ๐Ÿš™๐Ÿ›ต

โ˜Ž๏ธ0385228634

Mila mietsiketsika fa mangatsika ny andro izao !! Sady fanatanjahatena vita ho azy nefa ambiance be ihany koa miaraka am...
10/07/2026

Mila mietsiketsika fa mangatsika ny andro izao !!
Sady fanatanjahatena vita ho azy nefa ambiance be ihany koa miaraka aminay ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜๐Ÿ’ช

Manomboka @ 8h ny cours Africanz rapitso samedi fa tongava daoly !!! ๐Ÿ‘Œ

โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt piscine
Misy parking ao oh ๐Ÿš™๐Ÿ›ต
โ˜Ž๏ธ0385228634

Aza mety ho tazomin'ny hatsiaka sy ny hakamoana oa fa tongava fona mikotrana sy mitaiza vatana !!! ๐Ÿฅฑ๐Ÿ’ช Fotoana izao fa ts...
04/07/2026

Aza mety ho tazomin'ny hatsiaka sy ny hakamoana oa fa tongava fona mikotrana sy mitaiza vatana !!! ๐Ÿฅฑ๐Ÿ’ช

Fotoana izao fa tsisy tokony hanakana anao tsy hiditra salle intsony ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‹

๐Ÿ”ฅMisy offre afaka omenay ho an'ireo mpianatra vacances koa @ izao fa araraoty !! ๐Ÿ”ฅ

โœ… Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrรชt
Misy parking malalaka tsara ๐Ÿš™๐Ÿ›ต
Misy do**he sy vestiaire ๐Ÿšฟ
โ˜Ž๏ธ0385228634

Address

IItaosy Avarabohitra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Basic F'ITaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share