Kenz'Art

Kenz'Art 👉ASTUCES SOINS CHEVEUX TYPE 4 C🌺

Sans nature espace verte, rien de "paradise in this picture"
07/01/2025

Sans nature espace verte
, rien de "paradise in this picture"

31/12/2024

L'ANNÉE PASSE, UNE NOUVELLE ANNÉE VA BIENTÔT COMMENCER, NE TE PRECIPITE PAS, NE T'ENDORS PAS.
TU N'AS PAS LE CHOIX,
MAIS TON CHOIX EST DE TA RESPONSABILITÉ.
LÈVE TOI, BÂT TOI POUR TA RÉUSSITE ENCORE ET ENCORE
QUE 2025 SERA UNE ANNÉE DE PROSPÉRITÉ POUR TOUS💪🎇

25/12/2024

" Gana 🦆 mamana atodim-boay, mikarama rano hoandroagny"

14/11/2024

FAMILY IS FOREVER ❤️

01/11/2024

IL FAUT FUIR A LA PENSÉE ENVAHISSANTE

🤣
06/09/2024

🤣

On ne peut s'empêcher de vieillir, mais on n'est pas obligé de vivre en vieux.Manana zo hifaly sy hiala voly💕
05/09/2024

On ne peut s'empêcher de vieillir, mais on n'est pas obligé de vivre en vieux.
Manana zo hifaly sy hiala voly💕

Aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana🤗
05/09/2024

Aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana🤗

04/09/2024

TSY MISY ZAVATRA RATSY INDRINDRA MIIHOATRA NY "MITIA"...HAFA TSY NY "TSY MITIA " .🤔🙄🤣

Toro-hevitra fanomanana ny fiverenana an-tsekoly (rentrée scolaire):1- Mizatra matory aloha sy mifoha aram-toana mba tsy...
03/09/2024

Toro-hevitra fanomanana ny fiverenana an-tsekoly (rentrée scolaire):
1- Mizatra matory aloha sy mifoha aram-toana mba tsy ho tara
2- Haverina apetraka ny fazarana(routines) nandritra ny taompianarana fa efa tapitra izay ny fialan-tsasatra.
3- Homanina tsara ny fitaovam-pianarana, asiana anarana.
4- Ferana ny fotoana hijerena hainoaman-jery sns...

Manàna fahasahiana, fa ny valala tsy indroa mandry ambavahady...Nefa..lahy tokana ny aina, aza mananika hazo marefo ...D...
03/09/2024

Manàna fahasahiana, fa ny valala tsy indroa mandry ambavahady...
Nefa..lahy tokana ny aina, aza mananika hazo marefo ...
D'une part,ce qui ne risque rien, n'a rien..
D'autre part, ceux qui ne font rien, ne se trompent jamais..à vous de choisir 🤔

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kenz'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share