Andrianina Razaf. page pro

Andrianina Razaf. page pro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andrianina Razaf. page pro, Avaratra Antanimora, 4ème étage de l'immeuble Super Maki, Antananarivo.

👩‍🏫 Formation en entrepreneuriat - gestion d'entreprise et achat en Chine (pour etrepreneur débutant - en ativité)
🔥 Coaching personnel - gestion de projet entrepreneurial (pour entrepreneur débutant)
✈️ Business trip 100% personnalisé to China 🇨🇳

🌟Mandeha irery sa mandeha amin'ny voyage organisé no rentable kokoa raha izay vao ho any Chine?🌟🦋 DÉPENSES VOYAGE- Raha ...
31/08/2026

🌟Mandeha irery sa mandeha amin'ny voyage organisé no rentable kokoa raha izay vao ho any Chine?🌟

🦋 DÉPENSES VOYAGE
- Raha mandeha irery ianao dia 10 millions hatramin'ny 15 millions ariary ny dépenses anao mandritry ny 2 na 3 herinandro (miankina amin'ny "standing anao ihany io fa misy aza mandany hatramin'ny 20 millions ariary mihitsy ")

- Ny voyage organisé ato aminay dia 12.950.000ar ary raha ampiana ny sakafonao sy ny déplacement en interne anao dia manodidina ny 15 millions ariary eo izany ny dépenses anao raha miaraka aminay ianao

🍀 hoy ianao hoe misy différence be kosa izany satria mety mahavita économie 2 millions hatramin'ny 5 millions ariary za raha mandeha irery eh! mety ho marina izany saingy ireto no tsy voahevitrao:
🦋 tsy ho hitanao amina toerana iray daholo izay tadiavinao
🦋 Yiwu - Guangzhou - Foshan - Shenzhen, ireo ny grandes ville misy ny fournisseur ary samy manana ny spécialité-any avy ireo ville ireo ka Guangzhou no lehibe indrindra amin'izy ireo
🦋 ianao mieritreritra hoe vitanao anatin'ny adin'ny 3 ny fitetezana ny fournisseur rehetra ao Guangzhou ohatra, kanefa fantaro fa raha akanjom-behivavy fotsiny no raisintsika ohatra, dia efa misy adresse lehibe amampolony no mivarotra akanjom-behivavy izay mety amintsika aty Mada, ary samy manana ny spécialité-any ihany koa ny adresse tsirayray avy. Ireo adresse ireo dia misy fournisseur amanjatony na aman'arivony avy... tsy ho voatetinao vetyvety. Ianao ihany koa manana ny conditions anao: Modèle akanjo - prix - qualité - quantité sns...
Ahoana no ahafantaranao hoe iza amin'ireo adresse ireo no misy ny fournisseur mifanaraka amin'ilay besoin anao? tsarovy mantsy fa tsy hoe any Chine ianao dia ho 5.000ar avokoa ny vidina pantalon jean 1 any amin'ny fournisseur rehetra, NON! mety fournisseur 4 anatin'ireo aman'arivony misy any Chine ihany no manome io prix io ary mbola misy conditions maro ary toy ny hoe mividy 10.000pcs ohatra, na manao commande sns...

🦋 amin'ireo olona nentinay business trip ireo, isaky ny vague dia misy efa tany Chine saingy niverina niaraka taminay ary mitovy foana ny "argument" an'izy ireo:
👉 "tena nikorotana be mihitsy za tamin'ny taty voalohany, tsy nahita ilay fournisseur tena notadiaviko ka lasa nividy izay hitan'ny maso teo fotsiny, ny vola amin'io lany amin'ny fandehanana taxi lava satria sady tsy mahay mandeha bus no tsy mahay maka métro, matetika very satria manao tsianjery toerana fotsiny..."

🦋 Noho izany, investissement ilay miaraka aminay na mandeha business trip organisé ianao na mandeha irery amin'ilay planification et assistance business trip individuel

👉 Rahampitso no tonga any Chine MR RATIARAY ary manome fotoana amintsika eto rahampitso amin'ny 12h, LIVE infos business trip

MRS RATIARAY

HAPPY INDEPENDANCE DAY MALAYSIA 🇲🇾MERDEKA 118 the second-tallest building in the world after Dubai's Burj Khalifa 😎.
30/08/2026

HAPPY INDEPENDANCE DAY MALAYSIA 🇲🇾

MERDEKA 118 the second-tallest building in the world after Dubai's Burj Khalifa 😎.

30/08/2026

LIVE DIRECT MALAISIE BUSINESS TRIP TO CHINA 4EME ÉDITION 😍

🚨Maro ireo mbola variana sy misalasala nefa misy ihany koa ireo izay niroso sy efa miasa tanteraka ao anatin'izany impor...
11/08/2026

🚨Maro ireo mbola variana sy misalasala nefa misy ihany koa ireo izay niroso sy efa miasa tanteraka ao anatin'izany importation Chine izany. 😎

🤫Tsy ho be teny fa aleo ny sary no hilaza azy 🙂

07/08/2026

🚨Ndao ho henointsika ny fijoroana vavolombelon'i M. Henintsoa nanao formation en ligne tato amin'ny Rêve de Startup 😊

🤝Mankasitraka indrindra tompoko fa manome hery hanohizanay ny asanay hatrany izao fijoroana vavolombelona ataonao izao.

🎊Miarahaba anao nahavita soa ny formation ary mirary soa ho anao izahay ato amin'ny Rêve de Startup mba hahomby hatrany ny Business Chine izay ataonao. 🇨🇳

🫵 Ho antsika izay liana dia manasa antsika hiditra MP na hanao commentaire "FORMATION" dia omenay anao ny andinindininy rehetra.

☎️ 034 54 547 53

🚨"Handeha irery any Chine aho. Any vao hianatra ny zava-drehetra amin'ny Internet."📡📺Io no teny henonay matetika avy ami...
06/08/2026

🚨"Handeha irery any Chine aho. Any vao hianatra ny zava-drehetra amin'ny Internet."📡📺
Io no teny henonay matetika avy amin'ireo olona te hanao business any Chine.
📌 Saingy ny tena zava-misy dia hafa tanteraka. 🤔
Efa maro ireo olona tonga tany Chine nefa tsy nisy mpanoro lalana matihanina. Nandany andro nitady tsena, voafitaka tamin'ny mpamatsy, nividy entana tsy mifanaraka amin'ny zavatra ilainy, very fotoana, ary ny tena mampalahelo dia **very vola an-tapitrisany Ariary**.

Tsy noho izy ireo tsy mahay, fa satria **tsy nisy olona efa nandalo izany lalana izany nitari-dalana azy**.
Izany indrindra no antony namoronan'ny Rêve de Startup ny tolotra vaovao:
🇨🇳 **Planification Voyage Chine – Araka ny fandaharam-potoananao manokana.**

❌ Tsy mila miandry daty voafaritra.
❌ Tsy voatery hiaraka amin'ny vondrona.

✅ Ianao no misafidy ny daty handehananao.
✅ Ianao no mamaritra ny tanjonao.
✅ Ary rehefa tonga any Chine ianao dia izaho Mr RATIARAY mihintsy no handray anao manokana sy hampiofana anao eny an-toerana.

Hianatra ianao:
✔️ Ahoana no hitadiavana mpamatsy azo antoka.
✔️ Ahoana no hifampiraharahana amin'ny vidiny.
✔️ Ahoana no hisorohana ny hosoka sy ny fahaverezam-bola.
✔️ Ahoana no handaminana ny fividianana sy ny fandefasana entana.
✔️ Ary indrindra, ahoana no hahatonga ny dianao ho **fampiasam-bola mahomby**, fa tsy fandaniana fotsiny.
📸 Io sary eo ambany io izao dia mampiseho ahy manofana manokana ny iray amin'ireo mpanjifanay izay handeha hanao **Planification Voyage Chine** miaraka amin'ny **Rêve de Star** amin'ny volana Septembre. Raisins manokana mihintsy ny client amin'io service **Planification Voyage Chine** io.
👉 Ny hafatra dia mandehana miaraka amin'ny olona efa manana traikefa sy mahalala ny làlana mba tsy hanenina rehefa tonga any. 🇨🇳

📩 Soraty ao amin'ny commentaire ary ny hoe "PLANIFICATION" na miantso mivantana ny 0345454753 raha te hahazo fanazavana momba ny **Planification Voyage Chine** ianao.

😱 Ny vola very noho ny tsy fahalalana dia matetika mihoatra lavitra noho ny saran'ny fanofanana. Koa ataovy ho fahombiazana ny dianao any Chine! ✈️ 🇨🇳

03/08/2026

🚨Rêve de Startup manoro anao hatrany
🇨🇳🇨🇳
🚨 Aza variana isika fa fotoana izao hividianana entana Krismasy⚡️🎄🌲
🚨 Rêve de Startup dia afaka manampy anao amin'ny entana Krismasy 🎄🌲

☎️ Afaka antsoinao mivantana ny 034 54 547 53 fa manana entana Krismasy maro ho anao izahay.

🚨 Tsindrio ao amin'ny commentaire hoe "KRISMASY" raha mila fanazavana fanampiny ianreo 😊

EFA PARE ISIKA 😊

27/07/2026

✈️Vao voalohany ho any Chine ianao?🇨🇳

🩸Fantaro ary fa na ianao tafavoaka na tonga dia perte totale.

🧐Anaty vidéo ary misy astuces 3 mba ho fahombiazana ny dianao makany Chine.🎯

🇨🇳🧨FENO NY TOERANA🇨🇳🧨🤝 Mankasitraka antsika rehetra izay nanoratra anarana hanao formation en salle farany amin'ity taon...
18/07/2026

🇨🇳🧨FENO NY TOERANA🇨🇳🧨

🤝 Mankasitraka antsika rehetra izay nanoratra anarana hanao formation en salle farany amin'ity taona ity izay manomboka amin'ny Alatsinainy izao 😊

👉 See you soon 😊

🇨🇳 ASSISTANCE VISA CHINE 🇨🇳📌 Natokana ho an'ny tourisme sy business.👉 Manasa anao hiditra MP ☎️ 0345454753
17/07/2026

🇨🇳 ASSISTANCE VISA CHINE 🇨🇳

📌 Natokana ho an'ny tourisme sy business.

👉 Manasa anao hiditra MP

☎️ 0345454753

Address

Avaratra Antanimora, 4ème étage De L'immeuble Super Maki
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andrianina Razaf. page pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share