📖J'aide les hommes et les femmes à connaitre Dieu intimement par Sa Parole
🚀 ABONNE-TOI pour des BOOST SPIRITUEL réguliers
20/08/2026
MATOA TSY VITAN'I JESOSY HO ANAO DIA TSY MISY IZY IZAY.
MOA MISY TSY HAINY ATAO VE?✨
19/08/2026
HAINY ATAO IO FA CALME FOTSINY IANAO DIA MATOKIA AZY
18/08/2026
✨DÉCONNEXION SPIRITUELLE✨
Zava-doza ny tsy fahalalanao ireto 2 ireto
Ilay farany no tena zava-doza nefa mahazo ny maro
✅Raha te andeha tsy ankijanona ianao dia mila connecté hatramin'ny farany 🙏🏼
Force be ho anao⚡️
17/08/2026
FA RAHA TSY SEDRAINA NY FINOANAO DIA TSY FANTATRA HOE TENA IZY❤️
17/08/2026
HAMAFA NY RANOMASONAO IZY ARY HAMPODY AZY HO FIFALIANA. MISIA AINA INDRAY✨
16/08/2026
Ianao no ilaiko🙏🏼
Ianao no irian'ny foko 💔
Ianao ny ilaiko 🙏🏼
Tario hahita Anao 🫂
15/08/2026
✨AHOANA NO ATAO MANOLOANA NY OLONA RATSY TOETRA✨..
15/08/2026
✨TOE-TSAINA TOKONY HANANANAO✨
Ataovy fisainanao manomboka androany ity hoe:
✅Na iza eo na iza tsy eo
✅Na inona misy na inona tsy misy
✅Na inona hidona na inona hihatra
✅Dia Mandeha Tsy Ankijanona
✅Ny lanitra no tanjona
✅Ho an'i Jesosy hatramin'ny farany
Amen💪🏻🔥
15/08/2026
TU ES TOUT POUR MOI!
SANS TOI JE NE PEUX VIVRE
GARDE MOI PRÈS DE MOI
14/08/2026
ANATIN'NY ADY NO AHAFAHANAO MANEHO AMIN'I JESOSY FA TSY FILAN-JAVATRA NO HANOMPOANAO AZY
Be the first to know and let us send you an email when Nathan Neri Raz - Partage & Spiritualité posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.