Ranja Sportif un jour, sportif pour toujours !

Ny hoavintsika ao arina dia miankina amin'izay ataontsika anio iany💪🏼
17/06/2024

Ny hoavintsika ao arina dia miankina amin'izay ataontsika anio iany💪🏼

Kkkk
03/06/2024

Kkkk

Ndraindray Miaiky mintsy elah rehefa mivoka ansalle hoe ay ve elah mahavita anreny, muscle amnio en congestion tsara be😁...
05/05/2024

Ndraindray Miaiky mintsy elah rehefa mivoka ansalle hoe ay ve elah mahavita anreny, muscle amnio en congestion tsara be😁, de aveo tena mahatsapa ko rehefa hanao repos amin'ny alina hoe tena repos mérité ☺️, ka raha mivoka salle fa tsy mbola nahatsapa anzao de zara fa vita ndray zay le kotrana efa nosamborina kely fotona nanaovana azy! Tsy namantsika ny petatoko

Zay ivavahanlisany aloha de lazao tsara azy hoe le V aiza no tina ho azo😏🤣, Hoanle efa V ambony ka tsy maintsy solaina d...
04/05/2024

Zay ivavahanlisany aloha de lazao tsara azy hoe le V aiza no tina ho azo😏🤣,
Hoanle efa V ambony ka tsy maintsy solaina de aleo mba dos ndray ny atao V ee☺️

Lay V tedavina/lay V azo

Tamin itony mbola volana maromaro no nikotranana fa mbola tsy taona maromaro!😉😊 Ka aza kivikivy mintsy rahalahy sy ranab...
03/05/2024

Tamin itony mbola volana maromaro no nikotranana fa mbola tsy taona maromaro!😉😊 Ka aza kivikivy mintsy rahalahy sy ranabavy isany!

"Lorsque tu te défies toi-même, tu deviens une meilleure version de toi-même" Zay 'ne tena nanomboka le ovy nitsiry mint...
01/05/2024

"Lorsque tu te défies toi-même, tu deviens une meilleure version de toi-même" Zay 'ne tena nanomboka le ovy nitsiry mintsy tany amdebut ani game vo lasa pomme frite 😝Sasany nefa efa le ovy madio no manomboka mbola kamokamo iany!
Matetika ny voalaza fona hoe mila misy motivation vo vita, mila anzao sy zao, efa mahita resaka be erakfb sy eny rehetra eny, ndraindray ko nefa hoe vonona fotsiny de avela ani daholo lo ny filazan'ny hafa hoe tsy mety raha tsy zao sy zao vo manomboka fa tairina fotsiny! Andramo aloha!

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ranja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share