Voary Sport

Voary Sport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voary Sport, Gym/Physical Fitness Center, Mandrosoa Ivato En face Epp, Antananarivo.

Salama daholo ooo🤩Noho ny Antony fanavaozana ara materialy ka tsy Naha teo antsika fotoana vitsivitsy Dia indro fa misok...
03/12/2025

Salama daholo ooo🤩
Noho ny Antony fanavaozana ara materialy ka tsy Naha teo antsika fotoana vitsivitsy Dia indro fa misokatra ho antsika indray ny VSM mandrosoa Ivato ampitan'ny EPP koa manasa antsika rehetra indray ho Tonga hikarakara vatana sy hikolokolo fahasalamana eee
Ny coach Dia vonona hanome fahafahampo antsika hatrany amin'ny exercices rehetra toa ny cardio,musculation,remise en forme ..sy ny torohevitra maro samihafa momba ny kotrana
fotoana hisokafana ny Alatsinainy hatram zoma manomboka am 6maraina ka hatramin'ny 7 hariva...
tsy misokatra ny Sabotsy fa kosa misokatra ny Alahady tontolo
mankasitraka antsika rehetra Dia tongava maro

10/09/2024
Mamy anie wa le Mitaiza Vatana e🤩🤩Izay Mbola misalasala Tongava fa tsy nenina io🤩😋😋💪🦵🦵🍑🍑🍑🍑
05/06/2024

Mamy anie wa le Mitaiza Vatana e🤩🤩
Izay Mbola misalasala Tongava fa tsy nenina io🤩😋😋💪🦵🦵🍑🍑🍑🍑

Mazotoa hatrany Mitaiza Vatana 🤩🤩
05/06/2024

Mazotoa hatrany Mitaiza Vatana 🤩🤩

Chez VSM 🤩🤩🤩🤩
01/05/2024

Chez VSM 🤩🤩🤩🤩

Izay maka iany ange hoy Aho no mahazo e💪💪Mila manana faharetana kely fotsiny 🤩🤩Mazotoa daholo ary hamakivaky ity Herinan...
22/04/2024

Izay maka iany ange hoy Aho no mahazo e💪💪
Mila manana faharetana kely fotsiny 🤩🤩
Mazotoa daholo ary hamakivaky ity Herinandro ity

Client Satisfait 😎 ,Mankasitraka hatrany nametraka Fitokisana 🤩_ Mbola Misy hatrany ho anao izay mbola tsy nahazo _ Sac ...
08/04/2024

Client Satisfait 😎 ,Mankasitraka hatrany nametraka Fitokisana 🤩
_ Mbola Misy hatrany ho anao izay mbola tsy nahazo
_ Sac de frappe 01 mètre
_ Sac de frappe 90 cm
_ Halthere pour femme 🤩
_ Pois pour cheville
_ Barre 1,20 mètre 👊🤩
_ en face SST Mandrosoa Ivato
Afaka manao livraison , mandefa amin'ny Faritra Rehetra 👊

05/04/2024

Andao mba hijery hozatrozatra eny Ivato eny e!

Rahampitso Sabotsy ao @ Mining business center Ivato

Mba tohano raha misy solontenanareo eny💪💪💪

Address

Mandrosoa Ivato En Face Epp
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voary Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share