B-Yash Sports

B-Yash Sports B-yash Sport
Vente et crΓ©ation
πŸ“ AI 53 DA Amboditsiry
πŸ“ž +261 33 34 982 34

Page create : 12/07/2026

Page official

πŸ’ͺ VAOVAO AVY AO AMIN'NY B-YASH SPORTS! πŸ”₯Mitady fitaovana matanjaka sy azo antoka hanaovana fanatanjahan-tena ao an-trano...
13/07/2026

πŸ’ͺ VAOVAO AVY AO AMIN'NY B-YASH SPORTS! πŸ”₯

Mitady fitaovana matanjaka sy azo antoka hanaovana fanatanjahan-tena ao an-trano ve ianao?

Ity ary ny:

πŸ‹οΈ FAKANA ABDO BY B-YASH SPORTS

Fitaovana iray ahafahana manao fanazaran-tena maro

πŸ”© Vita amin'ny vy matevina
πŸ› οΈ Mafy sy mateza
πŸ’― Marin-toerana tsara
🏠 Mety tsara ampiasaina ao an-trano na amin'ny salle de sport

πŸ’° Vidiny: 120 000 Ar

⏳ Atao amin'ny commande.
πŸ“… 1 herinandroeo ho eo ny fotoana fanamboarana aorian'ny fanamafisana ny commande.

πŸ‡²πŸ‡¬ Vita eto Madagasikara.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‹οΈ B-YASH SPORTS
Vente & CrΓ©ation d'Γ©quipements de sport
πŸ“ AI 53 DA Amboditsiry
πŸ“ž +261 33 34 982 34
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ“© Raha te hanao commande na mila fanazavana fanampiny dia midira MP (Message PrivΓ©) na antsoy mivantana izahay.

πŸ”₯ B-YASH SPORTS
Ny kalitao no tanjonay, ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehanay.

Address

AI 53 DA Amboditsiry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B-Yash Sports posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category