Ajesaia FC

Ajesaia FC 💛💙0389652796/[email protected]🇲🇬🦅✨ "Ny voromahery tsy mangataka alalana amin’ny akoho vao manidina ambony." ☁️🚀
(86)

⚽💪💛💙🇲🇬Abel Anicet dia iray amin’ireo mpilalao baolina kitra malaza indrindra avy eto Madagasikara. Izy dia fantatra amin...
08/06/2026

⚽💪💛💙🇲🇬Abel Anicet dia iray amin’ireo mpilalao baolina kitra malaza indrindra avy eto Madagasikara. Izy dia fantatra amin’ny fahaizany mitantana baolina, manao passe marina ary mitarika ny ekipany eny an-kianja. Nandritra ny asany dia nilalao tany Europa izy ary anisan’ny mpilalao nanandratra ny voninahitry ny baolina kitra malagasy.
Ho an’ny tanora mpilalao, Abel Anicet dia ohatra tsara: asa mafy, faharetana ary finiavana no lalana hahatongavana amin’ny fahombiazana. ⚽🇲🇬

🦅✨ "Ny voromahery tsy mangataka alalana amin’ny akoho vao manidina ambony." ☁️🚀
07/06/2026

🦅✨ "Ny voromahery tsy mangataka alalana amin’ny akoho vao manidina ambony." ☁️🚀

"Aza manazava ny nofinao amin'ny olona tsy sahy manonofy."
07/06/2026

"Aza manazava ny nofinao amin'ny olona tsy sahy manonofy."

Ny nofinao dia andraikitrao; aza avela hovonoin’ny fisalasalàn’ny hafa."Ajesaia FC
07/06/2026

Ny nofinao dia andraikitrao; aza avela hovonoin’ny fisalasalàn’ny hafa."Ajesaia FC

Ajesaia FC
06/06/2026

Ajesaia FC

Ajesaia FC "etre professionel"🇲🇬
06/06/2026

Ajesaia FC "etre professionel"🇲🇬

Address

Antananarivo 102
Antananarivo
ITAOSY102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ajesaia FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ajesaia FC:

Share