L'actu des sports A MADA

L'actu  des sports A MADA L'actialité des sports a Mada en temps réel

Ampahan-tsary mahafinaritra partie 2 🙏💥💥💥
29/05/2026

Ampahan-tsary mahafinaritra partie 2 🙏💥💥💥

GRAND CONCOURS INAUGURATION  TERRAIN ANKATSO, ampahan-tsary mahafinaritra anaty fankafizana ilay taranja, alefa TSIPIKAN...
29/05/2026

GRAND CONCOURS INAUGURATION TERRAIN ANKATSO,
ampahan-tsary mahafinaritra anaty fankafizana ilay taranja, alefa TSIPIKANETIBE MALAGASY

29/05/2026

Ho tanterahina ao amin'ny Boulodrome Ankatso ny 5-6-7 jiona ho avy izao ny fiadiana ny ho tompon-dakan'i Madagasikara olon-droa miaraka, sokajy efatra.

Natokana ho an'ireo manana kara-pilalaovana ny fandraisana anjara amin'izany.

Afaka manantona mivantana an'ireo tompon'andraikitra eo amin'ny ligim-paritra misy aay avy ireo hisoratra anarana sy mila fanazavana fanampiny.

Madagascar


GRAND CONCOURS CAI 27 MAI, tontosa ary nizotra an-tsakany sy an-davany ny iny andiany voalohany t@ grand concours iny, n...
27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 27 MAI,
tontosa ary nizotra an-tsakany sy an-davany ny iny andiany voalohany t@ grand concours iny, ny mpikarakara sy ny CAI clubs dia misaotra ireo équipe rehetra nandray anjara sy ireo mpijery marobe misaotra ny arbitre sy ny table technique sy ireo technicien marobe avy @ equipe an'i Mr Finaritra ary misaotra ireo nanarak ny fampitana mivantana.

GRAND CONCOURS CAI 💥💪💪💪
27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 💥💪💪💪

CAI 💥💪💪💪
27/05/2026

CAI 💥💪💪💪

GRAND CONCOURS CAI 💥💪👌sary maromaro vitsivitsy
27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 💥💪👌
sary maromaro vitsivitsy

GRAND CONCOURS CAI 27 MAI 💥💥💥 Ho arahinao mivantana @ page  eL'actu  des sports A MADA ireo lalao mahalina rehetra sy ir...
27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 27 MAI 💥💥💥 Ho arahinao mivantana @ page eL'actu des sports A MADA ireo lalao mahalina rehetra sy ireo fotoana hanamarika izany ko manasa atsika hi-abonee ny pages ary asao ny namana fa maro ny vaovao hoitanao ato mankasitra indrindra, Alefa lesy

Address

Adresse Lot VU 278 BIS MANAKAMBAHINY
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'actu des sports A MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category