BAREA INFO PLUS

BAREA INFO PLUS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BAREA INFO PLUS, Sports Team, Antananarivo.

🚨 OFISIALY I NIVERINA ANY FRANTSA I MATHYAS RANDRIAMAMY! πŸ‡²πŸ‡¬πŸ”΅ Nandao ny THE FOOTBALL CIRCLE, klioba milalao ao amin’ny D3...
18/10/2026

🚨 OFISIALY I NIVERINA ANY FRANTSA I MATHYAS RANDRIAMAMY! πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ”΅ Nandao ny THE FOOTBALL CIRCLE, klioba milalao ao amin’ny D3 any Γ‰mirats arabes unis, i Mathyas Randriamamy, ary nifindra ao amin’ny AS TROUVILLE-DEAUVILLE-VILLERS, ekipa milalao ao amin’ny National 2 any Frantsa.

⚠️ Raha ny vaovao voaray dia efa nilalao ny lalao ofisialy voalohany niaraka tamin’ny kliobany vaovao i Mathyas omaly. Nisaraka ady sahala 2-2 ny ekipany sy ny mpifanandrina taminy.

πŸ‡²πŸ‡¬ Mirary soa MathyasπŸ™πŸ»



πŸ‡²πŸ‡¬ VOKA-DALAO βš½πŸ† LEAGUE ONE CHINA πŸ† JournΓ©e 27GUANGXI HENGCHEN 2-2 YANTAI FC🀝🏻 Nanao ady sahala 2-2 ny ekipan'i LoΓ―c Lap...
18/10/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ VOKA-DALAO ⚽

πŸ† LEAGUE ONE CHINA πŸ†
JournΓ©e 27

GUANGXI HENGCHEN 2-2 YANTAI FC

🀝🏻 Nanao ady sahala 2-2 ny ekipan'i Loïc Lapoussin. Titulaire izy sady buteur ( doublé).
Somary sarotra ny lalao ho an'ny ekipany satria vao 8 minitra monja nilalaovana dia efa nahazo karatra mena ny gardien de but, ka nilalao 10 ny ekipany nanomboka teo.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ† CROKY CUP BELGIQUE πŸ†
1/16 de finale

R.E. VIRTON 0-2 GENK

❌ Resy 2-0 ny ekipan'i Eshan Kari. Titulaire izy. Raraka avy hatrany araka izany ity ekipa ity tao amin'ny Coupe de Belgique.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ† SUPER LIG TURKEY πŸ†
JournΓ©e 8

AMEDSPOR 1-0 KONYASPOR

βœ… Nandresy 1-0 ny ekipan'i Rayan Raveloson. Titulaire izy.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ† COUPE DE BULGARIE πŸ†
1/16 de finale

OFC LOKOMOTIV 2-1 SEPTEMVRI

❌ Resy 2-1 ny ekipan'i Nicolas Fontaine tamin'ny 1/16 de finale amin'ny Coupe de Bulgarie. Raraka araka izany ny ekipany.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ† LIGUE 3 FRANCE πŸ†
JournΓ©e 10

FBBP 0-1 FC FLEURY

βœ… Nandresy 1-0 ny ekipan'i Jean-Pierre Morgan. RemplaΓ§ant izy.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
QRM 3-2 US ORLÉANS

❌ Resy 3-2 ny ekipan'i Samuel Noireau-Dauriat. Remplaçant izy.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ† NATIONAL 1 FRANCE πŸ†
JournΓ©e 10

US CRÉTEIL 3-1 FURIANI

βœ… Nandresy 3-1 ny ekipan'i Tommy Iva.


πŸ‡²πŸ‡¬ Voka-Dalao βš½πŸ† CAF CHAMPIONS LEAGUE πŸ†Play-offCFFA 0-4 YOUNG AFRICANS❌ Resy tamin’ny isa 4-0 nanoloana ny YOUNG AFRICAN...
17/10/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ Voka-Dalao ⚽

πŸ† CAF CHAMPIONS LEAGUE πŸ†
Play-off

CFFA 0-4 YOUNG AFRICANS

❌ Resy tamin’ny isa 4-0 nanoloana ny YOUNG AFRICANS ny CFFA, tamin’ny lalao mandroso hiadiana ny toerana hiakarana amin’ny dingana famaranana (phase finale) amin’ny CAF CHAMPIONS LEAGUE.


17/10/2026

⌚59'
CFFA 0-4 YOUNG AFRICAN

17/10/2026

⌚54'
CFFA 0-3 YOUNG AFRICAN

17/10/2026

⌚47'
CFFA 0-2 YOUNG AFRICAN

17/10/2026

⌚Mi-temps
CFFA 0-1 YOUNG AFRICAN

17/10/2026

⏱40'
CFFA 0-1 YOUNG AFRICAN

πŸ”΅11 de depart CFFA vs Young African
17/10/2026

πŸ”΅11 de depart CFFA vs Young African

βš”οΈ LALAO ANIO βš”οΈπŸ† CAF CHAMPIONS LEAGUE πŸ† Play-off CFFA πŸ†š YOUNG AFRICANS ⏱️ 15:00 ora eto MadagasikaraπŸ”΅ Hampiantrano ny Y...
17/10/2026

βš”οΈ LALAO ANIO βš”οΈ

πŸ† CAF CHAMPIONS LEAGUE πŸ†
Play-off

CFFA πŸ†š YOUNG AFRICANS

⏱️ 15:00 ora eto Madagasikara

πŸ”΅ Hampiantrano ny Young Africans ny ekipan'ny CFFA anio ao amin'ny Azam Complex Stadium, any Tanzania.

Lalao tafiditra amin'ny fifanintsanana hiakarana amin'ny CAF Champions League ity.

πŸ’ͺ Mirary soa ho an'ny CFFA! πŸ‡²πŸ‡¬


Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BAREA INFO PLUS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category