FC Mandoro

FC Mandoro Une équipe de foot
Fait des rencontres
Fait des tournoi

📢 FC Mandoro vous présente: 🔥⚽ Tournoi Seniors Foot à 7 - Sans Pro League ⚽🔥🏆 Rassemblez votre équipe et venez montrer v...
16/09/2026

📢 FC Mandoro vous présente:

🔥⚽ Tournoi Seniors Foot à 7 - Sans Pro League ⚽🔥

🏆 Rassemblez votre équipe et venez montrer votre talent sur le terrain synthétique de Spentana By-Pass Alasora !

🥇 1er : 1 000 000 Ar + Coupe + Médaille
🥈 2e : 300 000 Ar + Médaille

🗓 Date: 27 Septembre 2026
💵 Droit d’inscription : 125 000 Ar

📍 Lieu : Spentana By-Pass Alasora

📞 Infos & Inscriptions :

📲 034 61 520 11
📲 038 72 755 15
Page:

Arabaina ny FC FANTASTIQUE 💪🏻 nandrombaka  TOURNOI nokarakarain'ny FC Mandoro  ary nahazony lelavola⚽💪🏻Mendrika ianareo🙏...
01/09/2026

Arabaina ny FC FANTASTIQUE 💪🏻 nandrombaka TOURNOI nokarakarain'ny FC Mandoro ary nahazony lelavola⚽💪🏻

Mendrika ianareo🙏🏻 @ manaraka indray.. Tsy ho ela ⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽

Stay tune🤳🏻

Amin' ny alahady zn fotoana 💪🏻⚽Samia manaja  ny ora ny equipe rehetra🙏🏻😉Mila tonga 30 minute aloha ny MATCH  ny equipe r...
29/08/2026

Amin' ny alahady zn fotoana 💪🏻⚽

Samia manaja ny ora ny equipe rehetra🙏🏻😉

Mila tonga 30 minute aloha ny MATCH ny equipe rehetra⚽

Ef io reglement atsika ...⚽🙌🏻

Iza no handrobaka ny lelavola?✔

17/08/2026

Omena fahafampo fona isika mpitia bolina kitra
Mety amin'ny olona rehetra ary tsy ankanavaka ito
Ka aza tara fa voafetra ny toerana

Aiza ndray no misy otran'izao ny droit mora be nefa mahazo volabe
manana équipe vé nareo ? Sa oe fianakavina ? Ndao fa mety foana na dia société ary
-Ndao ndray ilalao , de Ndao ndray ibata amboara
-Ho ento ny équipe fa loka goavana no miandry
-Tadidio tsara ny toerana sy date
-De aza adino ny mitondra specte 🤗

Andro alahady io a, amin'ny mahafaka antsika tsara

Une équipe de foot
Fait des rencontres
Fait des tournoi

Arabaina ny MON STAR FC nahazo ny amboara sy ny lelavola, Misaotra hoan' finaliste PSV 💪🏻 Mbola hitohy... 🙏🏻⚽⚽⚽⚽⚽⚽
29/07/2026

Arabaina ny MON STAR FC nahazo ny amboara sy ny lelavola,

Misaotra hoan' finaliste PSV 💪🏻

Mbola hitohy... 🙏🏻⚽⚽⚽⚽⚽⚽

FC MANDORO dia misaotra sy mankasitraka ny mpandray anjara rehetra💪🏻💪🏻⚽⚽ nafinaritra ny lalao, nafinaritra ny fiarahana,...
26/07/2026

FC MANDORO dia misaotra sy mankasitraka ny mpandray anjara rehetra💪🏻💪🏻⚽⚽ nafinaritra ny lalao, nafinaritra ny fiarahana, mbola hitohy🙏🏻🤙🤙🤙

tonga ny fotoana 💪🏻🙏🏻⚽⚽rahampitso eny am SPENTANA , IZA NO MENDRIKA????asehoy anay fa ianareo no mendrika sy vonona haka...
25/07/2026

tonga ny fotoana 💪🏻🙏🏻⚽⚽

rahampitso eny am SPENTANA , IZA NO MENDRIKA????

asehoy anay fa ianareo no mendrika sy vonona haka ny amboara 🙏🏻⚽

⚽⚽fairplay is game⚽⚽⚽

17/07/2026

Mbola tsy tara ra anoratra anarana amin'ilay place vitsivitsy 💪💪

🏆 FC MANDORO – TOURNOI FOOT À 7 ⚽
📅 26 Juillet
📍 Terrain Spentana Bypass
🔸 Catégorie OPEN
🔸 Sans Pro League
🥇 1ère Place : Coupe + Médaille + 1 200 000 Ar
🥈 2ème Place : Médaille + 300 000 Ar
👥 12 personnes maximum par équipe
⚠️ Places limitées
💰 Droit d'inscription : 150 000 Ar
✅ Acompte obligatoire
📘 Facebook : Santii Kyles
Itoerantsoa Somby)
📄 Page : FC Mandoro
📞 034 61 520 11 / 038 72 755 15

30/06/2026

Itanay mazoto nareo dia novaina kely ny toerana sy ny loka💪🏻🙌🏻

toerana: SPENTANA DOMAINE ALASORA

Aza miandry ela intsony arany fa andao indray hisoma sy hifampizara traikefa isika eny ambony terrain.. ⚽⚽⚽

date: ALAHADY 26JUILLET .

Une équipe de foot
Fait des rencontres
Fait des tournoi

kotrana manaraka 🙏🏻💪🏻
24/06/2026

kotrana manaraka 🙏🏻💪🏻

Address

Spentana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC Mandoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category