Miray Football Club

Miray Football Club Ato isika ekipany Miray afaka maneho hevitra mitambatra sy mizara ny Calendrier ana Match izay hatao

💢1/4 de Final Senior 1er ⚽Losc vs Fc Miray.Dimanche 15 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h 30. ...
14/01/2023

💢1/4 de Final Senior 1er ⚽
Losc vs Fc Miray.
Dimanche 15 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h 30.


💪

08/01/2023

Vitasoa ny lalao 8 ème de final izay nifanandrinanay t@ zareo R.4 Miray.
Nandresy t@ isa 2 sy 1 izahay Fc Miray.
Hisaorana lehibe ny Tompo fa nomeny vokatra tsara izahay anio🙏🙏🙏
Ary mbola hapetrakay feno eo am-pelatananao ry Tompo ny 1/4 de final izay miandry anay tsy ho ela.


💪

8 ème de Final Senior 1er ⚽R.4 Miray vs Fc MirayDimanche 08 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h...
07/01/2023

8 ème de Final Senior 1er ⚽
R.4 Miray vs Fc Miray
Dimanche 08 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h.


💪

19/12/2022

Nandresy tsy niady izahay omaly t@ lalao 16ème de final vs As Tom.
@ 8ème de final indray izany ny tohiny.


💪

16 ème de Final Senior 1er ⚽Fc Miray vs As TomDimanche 18 décembre à 13h 10min.    💪
16/12/2022

16 ème de Final Senior 1er ⚽
Fc Miray vs As Tom
Dimanche 18 décembre à 13h 10min.


💪

28/01/2021

👉 @ Alahady 31 Janoary 2021.
👉 1/2 final eny @ Fenoarivo Benasandratra.
👉 @ 1ora sy sasany Fc Miray vs Copain.
👉 @ 2ora sy sasany Dilly Fc vs Z Asa.
👉 Ho mafy ny ady @ nio ary tsy ho mora💪

'être💪
👌

💢Vita soa ny match 1/4 de final.👉Fc Miray(2) vs Fc Malaza Ampitatafika(1)Hisaorana An'Andriamanitra lehibe fa nomeny her...
17/01/2021

💢Vita soa ny match 1/4 de final.
👉Fc Miray(2) vs Fc Malaza Ampitatafika(1)
Hisaorana An'Andriamanitra lehibe fa nomeny hery sy tanjaka ho atsika Fc Miray, ary nazaona ny vokatra tsara🙏🙏🙏
👉Azo tsika indray ilay Ticket makany @ 1/2 final.

'être💪
👌

13/01/2021

@ Alahady 17 Janvier 2021.
1/4 de final à Fenoarivo Benasandratra.
@ 12 ora tsy diso.
👉 Fc Miray vs Malaza Ampitatafika
Mivonona tsara aby zala Miray anh.

'être

💢Vita soa ny match.3 point 👉 Naresy 3 et 2 ianyna dia mafy aza ny ady 💪💪 ⚽ 'être👌
11/10/2020

💢Vita soa ny match.
3 point 👉 Naresy 3 et 2 iany
na dia mafy aza ny ady 💪💪

'être👌

Address

Antananarivo

Telephone

+261330589616

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miray Football Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category