Charme Caché MG

Charme Caché MG "Parce que la séduction commence par soi-même. Nous révélons l’élégance qui sommeille en vous. Osez le charme, savourez le mystère.

Chaque pièce est une promesse de confiance, un secret bien gardé sous vos vêtements et se dévoile au bon moment.

Zarainaybiany aloha ity ry maman a!Mirary soa hatrany...
26/08/2026

Zarainaybiany aloha ity ry maman a!
Mirary soa hatrany...

13/08/2026

Ary mba ahoana ny etonamintsika hono?

05/08/2026

Tsy maintsy miatrika!

31/07/2026

Mère Célibataire!
Tsy mora tokoa izany na dia hoe "femme forte" aza.

😪Ary ianao, inona no sedra itanao tena mafy niainanao amin'ny maha reny anao?

Sady zoma ity ny andro no faran'ny volana koa. Dia ahoana izany?- ivoaka kely anio alina- resto en famille ou en amoureu...
31/07/2026

Sady zoma ity ny andro no faran'ny volana koa.
Dia ahoana izany?
- ivoaka kely anio alina
- resto en famille ou en amoureux
- cinéma
- mody dia matory bé
Sa inona izao no mba mahafinaritra anareo?

TANDREMO fa zava misy hita eo amin'ny fiaraha-monina!Mitsara haingana loatra, hany ka mety ho diso tanteraka. Rehefa mis...
15/07/2026

TANDREMO fa zava misy hita eo amin'ny fiaraha-monina!
Mitsara haingana loatra, hany ka mety ho diso tanteraka.

Rehefa misy tranga iray dia tsara hatrany ny mandinika tsara, jerena ny andaniny sy ankilany, aodikodina ambony ambany tsara.

Hoy ny vahiny izay hoe "ce n'est pas ce que tu crois!"
Ny fomba fijerinao mety tsy hitovy amin'ny hafa.

Ampiaro hatrany anie eh, dia inona ary izao no hitanao amin'ny sary eh?

13/07/2026

Suivez votre horoscope de la semaine tous les lundi avec Charme Caché MG.

12/07/2026

Iza ary no tianao homena azy, ilay olona.
Et si on changeait un peu de style de 'CADEAU' pour:
- ta meilleure amie
- ou ta pire ennemie qui te jalouse 😏
- et pourquoi pas pour ton boss qui t'apprécie (ou qui te fait peur 😂)?
Mety ho tezitra izy ve sa .... ?

Cheers!

10/07/2026

Mietsiketsika, mipelipelika.
Tsy fantatra izay fihevitrareo fa io aloha ry zareo a!
Dia aona? inon no azo ambara izany!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Charme Caché MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share