NV NEW VISION CLUB

28/07/2022

Tandremo sao tara fa vitsivitsy sisa ny tapakila fidirana.

Ho anareo izay maniry ny hanatrika sy hanohana ny mpilalao, voafetra ny toerana.Réservation : 0349265178
26/07/2022

Ho anareo izay maniry ny hanatrika sy hanohana ny mpilalao, voafetra ny toerana.
Réservation : 0349265178

21/07/2022

Vitsivitsy sisa ny billet ho @ Alahady izao fa afaka miditra mp izay mbola tsy nahazo oooo

Résumé de la première journée d’éliminatoire de « MAZANA »
11/07/2022

Résumé de la première journée d’éliminatoire de « MAZANA »

Tandremo sao tara ; 30 juin ny fara fisoratana anarana @ ireto toerana manaraka ireto:-  67ha-  hôtel Antaninarenina -Do...
24/06/2022

Tandremo sao tara ; 30 juin ny fara fisoratana anarana @ ireto toerana manaraka ireto:
- 67ha
- hôtel Antaninarenina
-Douceur jumelle Antsakaviro
Renseignement : 0349265178

Efa misokatra ny fisoratana anarana Inscription ouverte
22/05/2022

Efa misokatra ny fisoratana anarana

Inscription ouverte

Nohon’ny loza nitranga ka namoizanay ny mpanohana mpiara miasa iray, dia nisy fiovana kely ny daty hantanterahana ny lal...
13/05/2022

Nohon’ny loza nitranga ka namoizanay ny mpanohana mpiara miasa iray, dia nisy fiovana kely ny daty hantanterahana ny lalaontsika.

Araka ny fangatahanareo dia indro omena antsika ny * épreuves * rehetra ahafahanareo mandray anjara @ kilalaontsika.

Afaka mandray anjara @ anaranao manokana ianao, afaka mitondra ny anaran’ny club na salle misy anao ihany koa.

sy no mpiara miasa hampita ny lalao amintsika mpakafy.

Mitohy hatrany arak’izany ny fisoratana anarana any @ ireto toerana manaraka ireto :
67ha
hôtel Antaninarenina
jumelle Antsakaviro
Renseignements : 0349265178

01/05/2022

Kilalao mahafinaritra,,,,,,,,,ny « exercices » rehetra fanao @ fanatanjahantena no hifaninana ao:

-Test d’endurance ( ohatra hoe izay mahavita burpees betsaka indrindra ao anaty 1mn)
- Test de vitesse ( ohatra hoe montéeao anaty fotoana tsara indrindra)
- Défi de force ( ohatra hoe izay mahavita manosika presse cuisse mavesatra indrindra)
@ maha kilalao azy dia misy épreuve surprise

Ndao hilalao ary e💪

Fisoratana anarana :
- Fitnice 67ha
- Aina hôtel Antaninarenina
-Douceur jumelle (ex pâtisserie Mont blanc) Antsakaviro
Renseignements : 0349265178

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261349265178

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NV:

Share

Category