Sain-kitra

Sain-kitra Resaka kitra manontolo

Ireo 11 lahy ijoro voalohany amin'ny fihaonana amin'i Senegal afaka fotoana fohyAlefaaa bareaaa 🔝🔝🔝🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
31/01/2023

Ireo 11 lahy ijoro voalohany amin'ny fihaonana amin'i Senegal afaka fotoana fohy

Alefaaa bareaaa 🔝🔝🔝🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Hiakatra ankianja indray ny barea🫶🏻🇲🇬anio alina amin'ny 10 ora  hifandona amin'ny Senegal 🇸🇳🇸🇳Lalao manasadalan'ny CHANM...
31/01/2023

Hiakatra ankianja indray ny barea🫶🏻🇲🇬anio alina amin'ny 10 ora hifandona amin'ny Senegal 🇸🇳🇸🇳
Lalao manasadalan'ny CHAN
Mirary soa ny barea isika mba hahomby anio ary ho fety be indray eto antanana🎊🥳🇲🇬🇲🇬

Alefaaa bareaaa🎊🎊🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🔝🔝🔝

Joâo Cancelo!!🇵🇹🇵🇹💙💙Nahita marimaritra iraisana ny Bayern FC sy ny Man City fa ho ampindramin'ity farany  any Bayern hat...
30/01/2023

Joâo Cancelo!!🇵🇹🇵🇹💙💙

Nahita marimaritra iraisana ny Bayern FC sy ny Man City fa ho ampindramin'ity farany any Bayern hatramin'ny farany ity taom-pilalaovana ity I Cancelo🇵🇹
Amin'ny sarany manodidina ny 70 tapitrisa€

Atao afaka andro vitsy moa ny andrana aram-pahasalama ho an'ity vodilaharana havanana ity 💙❤

✍🏻✍🏻Fabrizio Romano
Marca

Bareaa🔝😱🇲🇬Lavotsika tamin ny isa 3 noho 1 ny Mozambika ka tafiakatra hiatrika ny manasadalana hiona amin Senegal isikaAl...
28/01/2023

Bareaa🔝😱🇲🇬
Lavotsika tamin ny isa 3 noho 1 ny Mozambika ka tafiakatra hiatrika ny manasadalana hiona amin Senegal isika

Alefaaa bareaa🫶🏻🎉🇲🇬🇲🇬🔝
Aiza ianao no mifety izao fandresen'ny Barea izao 😊🔝?

Ireo 11 hijoro voalohany araka navoakan'ny Federasiona Malagasy ny baolina kitraTsy nisy fihovana tamin'ny lalao fifanin...
28/01/2023

Ireo 11 hijoro voalohany araka navoakan'ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra

Tsy nisy fihovana tamin'ny lalao fifanin-tsanana ary mino izahay fa hitovy tamin ireny koa ny vokatra

Alefaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🔝

Hiakatra ankianja indray ny mahery fon-tsika anio,hifanandrina amin ny ekipam-pirenena MozambikaninaManantena vokatra ts...
28/01/2023

Hiakatra ankianja indray ny mahery fon-tsika anio,hifanandrina amin ny ekipam-pirenena Mozambikanina

Manantena vokatra tsara isika 🇲🇬🇲🇬

Alefaaa Bareaaaa🫶🏻🫶🏻🇲🇬🇲🇬💎

Ireo 11 lahy tsara indrindra miaraka amin'ny mpanazatra tsara indrindra nandritra ny lalao isam-bondrona ny CHAN 2023⚽⚽A...
27/01/2023

Ireo 11 lahy tsara indrindra miaraka amin'ny mpanazatra tsara indrindra nandritra ny lalao isam-bondrona ny CHAN 2023⚽⚽
Ary I Koloina no mpilalao mendrika indrindra amin izy ireo🔝🔝
Lalao roa monja dia ampy nanamporofoiny ny trakaifeny🥳

Alefa barea🇲🇬🇲🇬✳

Bareaaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Tafiakatra amin dingana manaraka isika rehefa nandresy 3 0 ny soudan... ary mety ry zareo Mozambika no...
23/01/2023

Bareaaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tafiakatra amin dingana manaraka isika rehefa nandresy 3 0 ny soudan... ary mety ry zareo Mozambika no hifanandrina @ antsika amin izany🫱🏻‍🫲🏽

Merci bareaa🇲🇬🇲🇬
Alefaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Toy izao ny firafitry ny Barea raha hifandona amin ekipa soudan anio amin folo ora alinaAlefa bareaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
23/01/2023

Toy izao ny firafitry ny Barea raha hifandona amin ekipa soudan anio amin folo ora alina

Alefa bareaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🚨🚨🚨Araka ny voalazan I GERARD ROMERO dia tsy manana heritreritra ny hanohy ny fifanarahana miaraka  amin Paris S.G I L.M...
23/01/2023

🚨🚨🚨Araka ny voalazan I GERARD ROMERO dia tsy manana heritreritra ny hanohy ny fifanarahana miaraka amin Paris S.G I L.MESSI

Mampalahelo!😓Nahiditra am-poja I Dani Alves 🇧🇷🇧🇷 rehefa voalaza fa nanararaotra ara-nofo tovovavy iray tamin ny toeram-p...
20/01/2023

Mampalahelo!😓Nahiditra am-poja I Dani Alves 🇧🇷🇧🇷 rehefa voalaza fa nanararaotra ara-nofo tovovavy iray tamin ny toeram-pandihizana tao Barcelone 🇪🇸

Ofisialy!!🥳 lasan'ny Atletico de madrid🇪🇸 io Memphis depay🇱🇺🇱🇺 izay mpilalaon ny FC Barcelone 🇪🇸Nanasonia fifanarahana h...
20/01/2023

Ofisialy!!🥳 lasan'ny Atletico de madrid🇪🇸 io Memphis depay🇱🇺🇱🇺 izay mpilalaon ny FC Barcelone 🇪🇸
Nanasonia fifanarahana hatramin jona 2025 ny lehilahy ary amin vidiny 3/4 tapitrisa €🤑

Address

De La Football Au Monde
Antananarivo
102

Telephone

+261349957562

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sain-kitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sain-kitra:

Share

Category