Makawa Body Karate

Makawa Body Karate Séance de:
Fit Sport
Self défense
music workout
health care
well being
����

Ehhh les filles, 🤣🤣🤣🤣
27/06/2026

Ehhh les filles, 🤣🤣🤣🤣

Tsy mijanona eo amin'ny fanatanjahantena ihany fa nanorina fiaraha monina vaovao mamy be ireto vehivavy ireto. Lasa toy ...
06/06/2026

Tsy mijanona eo amin'ny fanatanjahantena ihany fa nanorina fiaraha monina vaovao mamy be ireto vehivavy ireto.
Lasa toy ny mpirahavavy mpinamana.

Nahatsiaro manokana ny reny mitarika eto Makawa (Malagasy Karaté-do Wado) ny ankizy anio, ary tsy nanadino ihany koa ny mpiara-manao Makawa Body Karate
Faly be izy ary ankasitrahana ny ray amandreny sy ny ankizy rehetra.

Merci be ry zareo ah.

16/05/2026

Rehefa miaraka mikotrana dia lasa mpinamana dia miaraka manala azy.
Nkamban'ny tiktok ny generation samihafa, tsy misy hoe maman'i Anona na madimozely fa ao mitovy daholo
Androany niaraka nanala azy vita kotrana
💪👯‍♀️👯‍♀️🏃🏻‍♀️🏋🏻‍♀️💃💃

28/04/2026

Voky ve ianareo raha izao no sakafo.

*Jus d'orange fraîchement pressé
*Pudding flocon-banane-choco
*Avocat et oeuf sur plat

😋😋
Bon appétit !!


Ny Sabotsinay, Ao anaty fifaliana sy arahana tsiky hatrany. Tsy heno io havizanana io eh Ndao hiaraka aminay
18/04/2026

Ny Sabotsinay,
Ao anaty fifaliana sy arahana tsiky hatrany.

Tsy heno io havizanana io eh

Ndao hiaraka aminay

Aoka ho tsaroana fa na zoma ary anio rahampitso Sabotsy. Entraînement ohhh 10h30 à 11h30
27/03/2026

Aoka ho tsaroana fa na zoma ary anio rahampitso Sabotsy. Entraînement ohhh

10h30 à 11h30

Chaque samedi, on se dépasse soi-même, ensemble on est motivé
21/03/2026

Chaque samedi, on se dépasse soi-même, ensemble on est motivé

18/03/2026

Démonstration lors du tournoi inter-établissements MAKAWA
Date du 14 Février 2026

Address

Andravoahangy Ambony
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Makawa Body Karate posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category