FTMA officiel -Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy

FTMA officiel -Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy Izahay ato amin'ny FTMA ( Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy) dia manao asa fanadiovana sy filaminana (Sécurité)amin'ny faritra Anosy.

Manana équipe milalao baolina kitra ihany koa izahay.

21/05/2022
🥇🥈🥉Ampahafatarina isika efa nisoratra  anarana sy izay vao hisoratra anarana   izay karakarain ny fikambanana FTMA  5em ...
21/05/2022

🥇🥈🥉Ampahafatarina isika efa nisoratra anarana sy izay vao hisoratra anarana izay karakarain ny fikambanana FTMA 5em anniversaire fa hisy ny fivoriana izay atao ny Alarobia 25 Mai 2022 ao@ kianja RMD Anosizato .Marihana fa mitohy hatrany ny fisoratana anarana .Mankasitraka tompoko🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻⚽⚽⚽⚽

20/05/2022

Fampatsihivana ho antsika nisoratra anarana sy izay vao hisoratra anarana fa hisy fivoriana ny Alarobia faha 25 Mai ho avy izao ho fandaminana ny ho fizotran ny lalaontsika 🥇🥈🥉
👍🏻Marihana fa mbola mitohy ny fisoratana anarana 👍🏻

Izahay ato amin'ny FTMA ( Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy) dia manao asa fanadiovana sy filaminana (Sécurité)amin'ny faritra Anosy.
Manana équipe milalao baolina kitra ihany koa izahay.

🌅🌅Fotoana fohy sisa de ho tonga ny andro anatanterahantsika  ny lalao lehibe ho fankalazana ny faha 5taona  ny fikambana...
17/05/2022

🌅🌅Fotoana fohy sisa de ho tonga ny andro anatanterahantsika ny lalao lehibe ho fankalazana ny faha 5taona ny fikambanana FTMA 🎂🎂🎂🥂🍾.Koa manasa an ireo izay mbola ts nisoratra anarana fa voafetra ny toerana .⚽⚽⚽

⚽🏆Maro no tsy nahita ilay toerana isika ka ity misy plan afaka ahitan tsika azy mazava tsara 🤘🏻🤘🏻
11/05/2022

⚽🏆Maro no tsy nahita ilay toerana isika ka ity misy plan afaka ahitan tsika azy mazava tsara 🤘🏻🤘🏻

🎂🎂🎂🎂Annif masaka be 👍🏻👍🏻.Mbola tsy tara ianaora izao vao hisoratra anarana .Kely sisa de ho tonga ilay fotoan dehibe ank...
10/05/2022

🎂🎂🎂🎂Annif masaka be 👍🏻👍🏻.Mbola tsy tara ianaora izao vao hisoratra anarana .Kely sisa de ho tonga ilay fotoan dehibe ankalazana ny faha 5taona ny fikambanana FTMA .🥉🥈🥇🏆Amboara lehibe no ho atolotra ho an ny mpandresy ho fanomezana fahafaham po ho antsika mpitia kitra rehetra ⚽⚽⚽🎉🎉

Kitra foana ⚽⚽⚽⚽.Hanome fahafahm po ho anao ny FTMA .Araho akaiky👍🏻👍🏻👍🏻🤘🏻
05/05/2022

Kitra foana ⚽⚽⚽⚽.Hanome fahafahm po ho anao ny FTMA .Araho akaiky👍🏻👍🏻👍🏻🤘🏻

Address

Lot 3U152TMX Anosizato Est
Antananarivo
101

Telephone

+261336800324

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTMA officiel -Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category