23/03/2026
Tontosa omaly ny Kids Challenge 2026 izay fanokafana ny taom-pilalaovana eto Marovatana. Ny sokajy mini-poussin sy poussine (-6ans) hatramin’ny minime (12-13ans) no nandray anjara tamin’izany.
24 ny zandry sy zanatsika no nandray anjara, tsara ny vokatra ho antsika Skills Karaté Club 🥰: 19/24 no niakatra podium 😍
Or 🥇:
- Amelia mini poussine
- Ethan poussin
- Gracia poussine
- Tinhay pupille fille
- Henintsoa benjamine
- Jade Benjamine
Argent 🥈:
- Amboara mini poussin
- Jason pupille
- Paige pupille
-Tiasoa minime
Bronze 🥉:
- Karim mini poussin
- Giana mini poussine
- Jeyo poussin
- Dimitri poussin
- Jenia poussine
- Jordy pupille
- Yoann pupille
- Fitahiana pupille
- Sarindra benjamine
Efa hita ny ezaka, mbola misy ny hohatsaraina ary hitohy ny fanazaran-tena sy ny fanabeazana. 💪🥋
Mankasitraka hatrany anareo dahy: sensei Fabi Anie sy sensei Randrianantenaina Justin Ireo senpei nanampy rehetra, ny birao tarihin’ny présidente Tsanta Michou Lova-Andri ianareo ray amandreny mahatoky ary indrindra ianareo combattants sy combattantes sahy niakatra tatami na vao sambany aza ny ankamaroanareo.
Mivaly fona ny ezaka atao, alefa Skills!! Alefa Marovatana!!
Sary vitsivitsy mbola afaka ampiantsika ray amandreny ao amin’ny commentaire.🙏