Team Futur Pro

Team Futur Pro Jouer, Progresser, Gagner

🔥⚽ FUTUR PRO FOOTBALL CLUB ⚽🔥🏆 TOURNOI D’ÉLITE — FOOT À 7 🔥 SANS CONDITION 🔥📅 Daty : 25 Jona 2026📍 Kianja : Manevasoa St...
02/06/2026

🔥⚽ FUTUR PRO FOOTBALL CLUB ⚽🔥
🏆 TOURNOI D’ÉLITE — FOOT À 7 🔥 SANS CONDITION 🔥
📅 Daty : 25 Jona 2026
📍 Kianja : Manevasoa Stadium Ambodisaha

Izahay TFP (Team Futur Pro) dia faly manasa antsika ekipa rehetra tia baolina kitra ny mba handray anjara amin’ity fifaninanana lehibe sy miavaka ity⚡
Fifaninanana natao hampisehoana ny tena talenta sy ny haavon’ny ekipa tsirairay ao anatin’ny tontolo matihanina sy feno fifaninanana izy ity 💥

⚔️ EKIPA 16 IHANY
✅ 1/8 de finale aller-retour
✅ Élimination directe manomboka amin’ny 1/4 de finale

💰 AMBOARA :
🥇 Tompondaka : 1.000.000 Ariary
🥈 Vice-Champion : 200.000 Ariary 🏅
�Isan' ny mpilalao ambony indrindra isaky ny ekipa : 14
💵 Saram-pisoratana anarana : 150.000 Ariary
📌 Faran’ny fisoratana anarana : 20 Jona 2026
📞 Raha mila fanazavana sy fisoratana anarana :
☎️ 0343678825
⚡ Voafetra ny toerana ! Amboary ary ny ekipanareo ary tongava hampiseho ny talentanareo eny ambony kianja !

Address

Alakamisy Fenoarivo
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team Futur Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share