08/07/2026
Salama oh
Mbola hatraminy 15 Août no mandray ankizy izahay maniry hiditra ho aanisany aankizy ato aminy As Everest
Toerana Talata Volonondry akaiky shell ao aminy terrain We The North
Alarobia aminy 13h30
Asabotsy 8h30
As Everest miara manakatra ny Avo
Salama tompoko
Tonga indray ny fotoana izay andraisana ny ankizy izay maniry ho mpikambana ato aminy As Everest izay ho atao manomboka ny 01 Juillet ka hatraminy 15 Aout 2026 ka manasa antsika hanaraka tsy tapaka ny page !
Toerana We the North akaiky Shell Talata Volonondry
As Everest miara manakatra ny Avo