Kiff Kitra

Kiff Kitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiff Kitra, Stadium, arena & sports venue, Tana, Antananarivo.

❤Kitra anaty Rá❤⚽🏆🏅
*•*•*•*•*•*•*•*•*•*•
◽Pejy ofisialy
*•*•*•*•*•*•*•*•*•*•
◽Mizara vaovao ofisialy
⚽⚽⚽Resultats⚽⚽⚽
📃📃📃Actualité📃📃📃
🏆🏆🏆Competitions🏆🏆🏆
🔝Statistiques🔯
🔁🔃Transferfs🔃🔁
===========

Ireo Mpamono baolina Nigeerian tsara indrindra tao  nandritran' ny vanim-potoana rehetra  .🙏Abonneo , suivre Kiff Kitra ...
17/04/2026

Ireo Mpamono baolina Nigeerian tsara indrindra tao nandritran' ny vanim-potoana rehetra .

🙏Abonneo , suivre Kiff Kitra 👊

Raha tena mpijery baolina ianao dia maha-kobo an' ity ekipa Nation ity😁😎!👉Ekipan' izy ary ary ireo, ataovy ao ⬇, 💬ny hev...
17/04/2026

Raha tena mpijery baolina ianao dia maha-kobo an' ity ekipa Nation ity😁😎!

👉Ekipan' izy ary ary ireo, ataovy ao ⬇, 💬ny hevitrao mihintsy tohanana fa aza mijerycommentairan' ny hafa

🙏Abonneo ,suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨OFISIALY   16/4-----22:24✔Dembélé no nanana point betsaka indrindra tamin'ity herinandro ity 🔝🙏 Abonneo, suivre  ny pej...
16/04/2026

🚨OFISIALY 16/4-----22:24✔Dembélé no nanana point betsaka indrindra tamin'ity herinandro ity 🔝

🙏 Abonneo, suivre ny pejy mba tsy ho tara vaovao ofisialy ianao 👊

PlayStation Europe

🚨 OFISIALY  16/4 ----21:59✅ Liste ireo effectif ny Atlético de Madrid hoan' ny finale " Copa del Rey " Hifandoana  Socie...
16/04/2026

🚨 OFISIALY 16/4 ----21:59✅ Liste ireo effectif ny Atlético de Madrid hoan' ny finale " Copa del Rey " Hifandoana Sociedad

🙏Abonneo, suivre Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨 16/4-----21:47Ny Real Madrid dia  nametraka an'i Lionel Scaloni ho isan'ny  candidat ho entraineur  🇦🇷 Saingy mbola mi...
16/04/2026

🚨 16/4-----21:47
Ny Real Madrid dia nametraka an'i Lionel Scaloni ho isan'ny candidat ho entraineur 🇦🇷

Saingy mbola mifantoka amin' ny Ekipe National Argentine izy mandra-pavitan' ny Coupe du monde fahavaratra ity.

🗞️ El Mundo

🙏Abonneo suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra 👊

🚨 Ny FC Barcelona dia nanolotra fanitarana ny fifanarahana t@ Robert Lewandowski saingy misy fihenan-karama lehibe amin'...
16/04/2026

🚨 Ny FC Barcelona dia nanolotra fanitarana ny fifanarahana t@ Robert Lewandowski saingy misy fihenan-karama lehibe amin' izany✍️💰

Tsy resy lahatra t@zany i Lewandoski, nilaza izy fa tsy mahita antony tokony hampihenana ny ampahany amin'ny karamany.

🗞️ FabrizioRomano

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨 · Mpanao gazety : Tena tezitra ve ny Real Madrid...- Harry Kane :🗣️ « Azo antoka izany,  ny baolina kitra dia tsy main...
16/04/2026

🚨 · Mpanao gazety : Tena tezitra ve ny Real Madrid...

- Harry Kane :🗣️ « Azo antoka izany, ny baolina kitra dia tsy maintsy misy ny malahelo ,mbola manana tombotsoa maro ny Real Madrid raha mitaha , efa nolalovanay izany toe-javatra izany»

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨 Ny FC Barcelone dia manao effort  haka an' ilay  tanora avy any Palmeiras, Eduardo Conceição, ary efa manakaiky ny fif...
16/04/2026

🚨 Ny FC Barcelone dia manao effort haka an' ilay tanora avy any Palmeiras, Eduardo Conceição, ary efa manakaiky ny fifanarahana. 🇧🇷⚠

️ Na dia misy clause liberatoire 100 M€ aza, ny Palmeiras dia nanaiky hampihena manodidina ny 50 M€ 💰

Manchester City, Chelsea ary ny PSG dia manara-maso azy akaiky koa . 👀

🗞️ The Times

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨 Ny Ajax Amsterdam dia maniry hanasonia an' i Ceballos✍️ 🗞️ Matteo Moretto 🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbo...
16/04/2026

🚨 Ny Ajax Amsterdam dia maniry hanasonia an' i Ceballos✍

️ 🗞️ Matteo Moretto

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny pejy👊

◻VAOVAO OFISIALY MOMBA HOAN' NY BARCELONE 🚨 Ny FC Barcelona dia nametraka fitarainana ofisialy tany amin'ny UEFA momba n...
16/04/2026

◻VAOVAO OFISIALY MOMBA HOAN' NY BARCELONE

🚨 Ny FC Barcelona dia nametraka fitarainana ofisialy tany amin'ny UEFA momba ny arbitrage ary nanolotra hevitra mba hanatsarana ny rafitra . ⚖️
🗞️ Santi Ovalle

🚨 Ny FC Barcelona dia nahazo fifanarahana tamin'ny clan-ny Bastoni momba ny fepetra manokana. ✍️ 🗞️ MatteMoretto

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

◻VAOVAO MISONGADINA ⚽ 16/4---19h"🚨🇫🇷 Ny Real Madrid dia mieritreritra ny hivarotra an'i Camavinga, satria ny club dia ma...
16/04/2026

◻VAOVAO MISONGADINA ⚽ 16/4---19h"

🚨🇫🇷 Ny Real Madrid dia mieritreritra ny hivarotra an'i Camavinga, satria ny club dia maniry haka milieur vaovao. (AbrahamRomero)

🚨🇩🇪 Nanaofifanarahana am-bava i Hansi Flick sy ny Barça mba hanalava ny fifanarahana Flick mandritra ny herintaona manaraka. Mifarana amin'ny 2027 io fifanarahana io (Catalunya Radio)

🚨🇪🇸 Ny Real Madrid dia hanala an' i Raul Asencio ao amin'ny club. (ElMundoes)

🚨🇪🇸 Ny joeuran' ny Real Madrid dia manohana an'i Álvaro Arbeloa ary maniry ny hijanonany amin'ny vanim-potoana ho avy. (MARCA)

🚨🇪🇸 I Cesc Fabregas no mety handimby an'i Pep Guardiola ao Manchester City. (Graeme Bailey - TEAMtalk)

🚨🇵🇹 I José Mourinho no anisan'ny candidat ho an'ny Real Madrid amin'ny vanim-potoana ho avy. (El Mundo)

🚨🇪🇸 I Alvaro Arbeloa dia mety hiala ao Real Madrid amin'ny faran'ny vanim-potoana. (Mario Cortegana)

🚨🇦🇷 Nahazo 125M€ ny Arsenal noho ny parcoure vitany tao amin'ny Ligue des Champions t@ity vanim-potoana ity(Lu_Class)

🚨🇦🇷 Vonona hivarotra an'i Kai Havertz sy Gabriel Jesus ny Arsenal mba hamatsiana ny fifindrana an'i Julian Alvarez izay mety ho 120M£. (Ekrem Konur )

🚨🇬🇭 Liana Kudus ny Manchester United sy Chelsea. (Ekrem Konur)

🚨🇧🇪 Suspendu i Vincent Kompany amin'ny match aller manoloana Paris Saint-Germain F.C..

Ny adjoint Rodyse Munienge, no handray ny toerany mandritra izany

🙏Abonneo, suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

🚨OFISIALY✅,Bernardo Silva dia hiala ao  City !Ny Cityzens dia nanambara ofisialy fa hiala ity milieu portugais ity,  9 t...
16/04/2026

🚨OFISIALY✅,Bernardo Silva dia hiala ao City !

Ny Cityzens dia nanambara ofisialy fa hiala ity milieu portugais ity, 9 taona no niarahany t@ Manchester City !

👉 451 matchs
⚽ 76 buts
🎯 77 passes décisives
🏆 19 trophées

Ansany legende tao Lerie try😎 !

🙏Abonneo,suivre ny pejy Kiff Kitra raha mbola tsy ato ianao mba hanarahanao vaovao ofisialy sy ara-potoana momba ny kitra👊

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiff Kitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share