27/02/2026
๐๐ข๐ฅ๐๐๐กโ๐ Thibaut Courtois : ๐ฆ๐๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐ง๐ฬ๐๐๐ค๐จ๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ Real Madrid C.F. ๐ฐ๐งค
๐บ Mbola dรฉcisif indray taminโny Ligue des Champions i Courtois (33 ans).
โก๏ธ Saingy arakaraka ny maha avo lenta azy no mampitombo ny ahiahy : iza no handimby azy โ๐ถโ๐ซ๏ธ
โ๐ผ Tsoriko aloha ny hevitro, Andriy Lunin (27 ans) dia second tena tsara ๐, matihanina ary azo itokisana, saingy tsy vahaolana maharitra ho anโny Real.
Ka miahiahy ihany koa ny Real Madrid manaraka izany lojika izany ... ๐
๐ฅ Anarana roa izao no mipoitra no mipoitra :
๐งค ๐๐ฟ๐ฒ๐ด๐ผ๐ฟ ๐๐ผ๐ฏ๐ฒ๐น ๐จ๐ญ (28 ans โ Borussia Dortmund)
โก๏ธ Efa za-draharaha, matanjaka ary zatra grands matchs.
๐ Statistiques taminโity saison ity :
๐ ~2 000 minutes nilalaovana
๐งฑ 11 clean sheets
๐ +72 % dโarrรชts
โญ Note โ 7,2
Safidy efa vonona avy hatrany, manome stabilitรฉ.
๐งค ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐ฏ๐ฟ๐๐ด๐ด๐ฒ๐ป ๐ณ๐ฑ (23 ans โ Brighton & Hove Albion)
โก๏ธ Tanora, moderne ary tsara be ny jeu au pied.
๐ Statistiques taminโity saison ity :
๐ ~2 400 minutes nilalaovana
๐งฑ 5 clean sheets
โญ Note โ 6,9
๐งค 1 penalty voasakana
Pari ho anโny ho avy, manana potentiel lehibe ๐ฑ.
โ๏ธ Sarotra raha ny safidy : Kobel ho anโny stabilitรฉ avy hatrany ๐งฑ, Verbruggen ho anโny ho avy ๐.
Saingy ny hanolo na hahatratra ny niveau anโi Courtois dia fanamby goavana, satria izy no manova ny tantaranโny grands matchs. ๐ฅ
โน๏ธ | Real - Madagascar โช๐ฅ