Zandry Gasy FC

Zandry Gasy FC tsy mialon-jafy

Amin'ny Alahady indray no fotoana manarakaMatch 2 in-dray Andro eeehhh🙏💪⚽       ⚽⚽⚽⚽
31/07/2026

Amin'ny Alahady indray no fotoana manaraka

Match 2 in-dray Andro eeehhh🙏💪⚽


⚽⚽⚽⚽

27/07/2026

1er Match
1er VICTOIRE (WINNERS)

:



Alahady indray no fotoanan-tsika manaraka tamin'izay elaela tsy nihaonana teto amin'ny kianjan' ANKADIVORIBE    ⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽
24/07/2026

Alahady indray no fotoanan-tsika manaraka tamin'izay elaela tsy nihaonana teto amin'ny kianjan' ANKADIVORIBE




⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽

  ⚽⚽⚽⚽⚽
01/07/2026



⚽⚽⚽⚽⚽

Arabaina ianao amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao🎊Mirary soa hatrany dia misondrota amin'ny Avo🙏 Tahin'...
29/06/2026

Arabaina ianao amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao🎊Mirary soa hatrany dia misondrota amin'ny Avo🙏 Tahin'ny Tompo lalandava🎉🎊🙏💪⚽

Mitomboa hasina hatrany.Dia Mirary soa anao hahatanteraka ny adidy rehetra Mbola miandry🎊🎉🙏⚽👊
13/06/2026

Mitomboa hasina hatrany.Dia Mirary soa anao hahatanteraka ny adidy rehetra Mbola miandry🎊🎉🙏⚽👊

Tsy ahy ny tsy hirarisoa anao Maître amin'izao tsingeritaona nahaterahanao izao🙏🎉 Mitomboa hasina sy taona hatrany ary ho ela velona mba hifampizara traikefa sy lesona ato amin'ny CLUB💪 Mirary ny soa sy fahasalamana ihany koa.Mankasitraka tamin'izay vita rehetra sy izay mbola atao🙏Misaotra Monsieur BRUNO dit “Bri”

#Mirarisoa_RAMAITRE

Arabaina ianao ry Eddy Harilala amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.Eto ny équipe   sy ny   rehetra dia ...
26/05/2026

Arabaina ianao ry Eddy Harilala amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.Eto ny équipe sy ny rehetra dia mirary soa anao sy ny ankohonanao dia tongavasoa amin'izay hiriana

Arabaina ianao Antso Gonzalô Antso Mirah 🎊🎉💪 Mirary soa🙏
15/05/2026

Arabaina ianao Antso Gonzalô Antso Mirah 🎊🎉💪 Mirary soa🙏

11/05/2026

Mankasitraka daholy🙏💪⚽💕

   Zandry Gasy FC 🙏🙏💪⚽⚽
07/05/2026






Zandry Gasy FC

🙏🙏💪⚽⚽

Address

Ankadivoribe
Antananarivo

Telephone

+261344623680

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zandry Gasy FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zandry Gasy FC:

Shortcuts

Share