15/04/2026
Raraka isika💔
Atletico de Madrid 1 - 2 FC Barcelone
Nihintsana teo amin'ny Quart de final izany isika tamin'ny ity Saison ty tamin'ny Ligue des champions.
👉🏼Niady tena niady isika saingy resy ihany, mankasitraka bediabe ny ekipa. Mino aho fa hivoatra hatrany isika💙♥️
Visca Barça 💙♥️