TFC Sabotsy Namehana

TFC Sabotsy Namehana École de Foot "Tsimialonjafy Football Club" Sabotsy Namehana ( U6 à U15)

12/08/2026
⚽️⚽️⚽️🚨🚨Mandray anjara avokoa ny ankizy rehetra manomboka U7 hatramin'ny U 15 amin'ny tournoi vacances amin'ny alatsinai...
08/08/2026

⚽️⚽️⚽️🚨🚨
Mandray anjara avokoa ny ankizy rehetra manomboka U7 hatramin'ny U 15 amin'ny tournoi vacances amin'ny alatsinainy izao eny Ankadikely.
Aza adino ny rano, sakafo atoandro...

30/07/2026
⚽️⚽️Avis à tous☺️☺️
09/07/2026

⚽️⚽️Avis à tous☺️☺️

🚨🚨🚨Hafatra maika🚨🚨🚨Tsy mandeha milahatra ao amin'ny terrain ny ankizy Kely rahampitso 26 jona, natokana ho an'ireo sokaj...
24/06/2026

🚨🚨🚨Hafatra maika🚨🚨🚨
Tsy mandeha milahatra ao amin'ny terrain ny ankizy Kely rahampitso 26 jona, natokana ho an'ireo sokajy lehibe izany araky ny tatitra voaray.
Amin'ny sabotsy ny fotoanantsika ao am FOFIKRI rankizy a🙂

🚨🚨Misy fiovana kely ny match amical izay ho ataontsika amin'ny sabotsy izao, niova ao amin'ny FOFIKRI Ankadikely fa tsy ...
20/06/2026

🚨🚨Misy fiovana kely ny match amical izay ho ataontsika amin'ny sabotsy izao, niova ao amin'ny FOFIKRI Ankadikely fa tsy ao Antsofonondry indray.
Mankasitraka tompoko

Tangava daholo ho fampandrosoana ny club ntsika ⚽⚽
13/06/2026

Tangava daholo ho fampandrosoana ny club ntsika ⚽⚽

Niampy iray ny mpanazatra antsika an🙂Vita formation ara-dalanaMankasitraka azy amin'ny fandavantenany sy ny fahavononany...
07/06/2026

Niampy iray ny mpanazatra antsika an🙂

Vita formation ara-dalana

Mankasitraka azy amin'ny fandavantenany sy ny fahavononany ⚽⚽

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TFC Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category