Kenjo Fitness

Kenjo Fitness Ici, on bouge, on transpire et on progresse. Rejoins-nous pour atteindre tes objectifs et te sentir au top chaque jour!

13/06/2026
Atolotray anareo sahady ny fandaharam-potoana eto  amin'ny Kenjo Fitness amin'ity faran'ny herinandro ity :) ➡️Boxe angl...
11/06/2026

Atolotray anareo sahady ny fandaharam-potoana eto amin'ny Kenjo Fitness amin'ity faran'ny herinandro ity :)

➡️Boxe anglaise miaraka amin'i Definar Clay sy maître Feno amin'ny 6ora sy sasany maraina

➡️Dance fitness miaraka amin'i Haingonirina Arivelo Randrianjohany @ 9 ora maraina

➡️Dance kids miaraka amin'ny Dance Kids by Coach Anita @ 2 ora sy sasany tolakandro

'ndao hiaraka aminay ary ;)

Ary ianareo, efa nahita na nahatsapa fiovana ve hatramin'ny nanombohana nanao sport? Zarao aminay amin’ny commentaire 👇
10/06/2026

Ary ianareo, efa nahita na nahatsapa fiovana ve hatramin'ny nanombohana nanao sport?

Zarao aminay amin’ny commentaire 👇

Rahampitso indray ny séance boxe anglaise eto amin'ny Kenjo Fitness a  😊Ho anareo ilay manontany hoe ohatran'ny ahoana n...
09/06/2026

Rahampitso indray ny séance boxe anglaise eto amin'ny Kenjo Fitness a 😊

Ho anareo ilay manontany hoe ohatran'ny ahoana ny fandaharam-potoana dia ireto avy ary ilay izy :

👦 Ankizy (manomboka 5 taona) : amin’ny 2:30 tolakandro
🥊 Lehibe : amin’ny 5 ora hariva

Tongava maro ary aza misalasala fa misokatra ho an’izay te hianatra izahay 💪


Tsy ny vatana ihany no mahazo tombony amin’ny sport 😉Manampy hampihena stress, manome énergie ary mampifaly saina koa iz...
04/06/2026

Tsy ny vatana ihany no mahazo tombony amin’ny sport 😉

Manampy hampihena stress, manome énergie ary mampifaly saina koa izy! 💪✨

Ary ianao, inona no antony anaovanao sport? 😁

🔥 SABOTSY @ KENJO FITNESS 🔥🥊 06h30 — Boxe Anglaise ho an'ny lehibe miaraka amin'ny maître Feno sy Definar Clay 💃 09h00 —...
04/06/2026

🔥 SABOTSY @ KENJO FITNESS 🔥

🥊 06h30 — Boxe Anglaise ho an'ny lehibe miaraka amin'ny maître Feno sy Definar Clay

💃 09h00 — Dance Fitness miaraka amin'ny Haingonirina Arivelo Randrianjohany

🕺 14h30 — Dance Kids miaraka amin'ny Dance Kids by Coach Anita

🥊 16h00 — Boxe Anglaise ho an'ny ankizy miaraka amin'ny maître Feno sy Definar Clay

Amboary dieny izao ny fotoana an :)

Miandry anareo izahay 💛🖤

Salama daholo! :) Aza adino ny séance boxe anglaise eto amin’ny Kenjo Fitness rahampitso :👶 Ankizy : 14h30💪 Lehibe : 17h...
02/06/2026

Salama daholo! :)

Aza adino ny séance boxe anglaise eto amin’ny Kenjo Fitness rahampitso :
👶 Ankizy : 14h30
💪 Lehibe : 17h00

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0346918851 na tongava en mp :)

'ndao ary ;)

Address

Ambondrona
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 06:30 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kenjo Fitness posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category