Body Fitness &Gym Mada

Body Fitness &Gym Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Body Fitness &Gym Mada, Antananarivo.

02/12/2025

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny page ! ela ela zay a!
manaova presance kely ary izay vonona hanaraka live kotrana@ lahady

Efa mafana ny andro koa aza matoritory fa ndao hirakara vatana daholo sady ho fahasalamana e!
21/09/2024

Efa mafana ny andro koa aza matoritory fa ndao hirakara vatana daholo sady ho fahasalamana e!

Hoany ilay namana miteny we raovina zay vao mba otrzao eny andalana sy eny aminy fiarahamonina eny, ny kotrana anie ry o...
01/08/2023

Hoany ilay namana miteny we raovina zay vao mba otrzao eny andalana sy eny aminy fiarahamonina eny, ny kotrana anie ry olona sy ry akama isany hatao vao mahazo forme fa tsy andrasana e! Ary tadidio ho anao izay manana fanirina ny ho ngeza, na efa ngeza ianao fa mba tinao ho kelikely n'y vatanao indrindra ianareo andriambavilanitra ,ny sakafo alo lanjalanjaina fa ny kotrana fanapiny fotsiny, makasitraka arao fona ny page tsika

Aiza daholo ny namana eto Majunga ?
01/08/2023

Aiza daholo ny namana eto Majunga ?

Majunga kely ndray alo fa aty mba mafana
01/08/2023

Majunga kely ndray alo fa aty mba mafana

Mbola ato daholo ve le namako tia mikotrana rehetra? Mangatsika zao ny andro ,aoka tsy hataotsika sakana izany fa mila m...
19/06/2023

Mbola ato daholo ve le namako tia mikotrana rehetra? Mangatsika zao ny andro ,aoka tsy hataotsika sakana izany fa mila manao sport fona na dia 30 mn par jour fotsiny aza,tena ilainy vatana io indrindra amin'izao andro mangatsika zao,mazto mikotrana daholo e🙏🙏🙏🙏

Miarahaba anareo rehetra mbpanaraka ny page, hoavy eto amizay aho hifapizara vaovao mombany kotrana sy ny régime  aminar...
11/05/2022

Miarahaba anareo rehetra mbpanaraka ny page, hoavy eto amizay aho hifapizara vaovao mombany kotrana sy ny régime aminareo mpakafy koa harao tsy tapaka ny page tsika ,

13/04/2021
Kely sisa de ho arahanao eto@ page ny toroevitra sy ireo fikafika etitsika hikolokolona vatana
04/02/2021

Kely sisa de ho arahanao eto@ page ny toroevitra sy ireo fikafika etitsika hikolokolona vatana

Miarahaba antsika reverra auto @ page,  hozaraina @ tsika tsy ho ela eto ireo fikafika madinidinika mombany resaka muscu...
22/01/2021

Miarahaba antsika reverra auto @ page, hozaraina @ tsika tsy ho ela eto ireo fikafika madinidinika mombany resaka musculation,sy fitness ,arao tsy rapala ny page tsika

Address

Antananarivo

Telephone

+261345497211

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Body Fitness &Gym Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Body Fitness &Gym Mada:

Share