19/01/2023
Happy 1st anniversary Ovy'tsik ❤
To God be the Glory.
Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra nanohana anay foana nandritra izay herintaona izay.
Tsy mora niatrehana izay fotoana izay fa teo foana ianareo mpanjifa, namana, fianakaviana nanome torohevitra ho fanatsarana hatrany.
Dia misaotra sahady ny amin'izay mbola ho ataonareo ihany koa. Mbola alavitra ny lalana ary vonona izahay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay hatrany.
Ho ela velona ny Ovy'tsik
Hitsako isika dia hitsiky 😁