Dian-hay dit Baneny

Dian-hay dit Baneny ARTISTE

Tsy mahay fa mba manositsositra 😉tsy nianatra fa mba tsy mandany vola amy salon de beauté 😅
02/09/2026

Tsy mahay fa mba manositsositra 😉
tsy nianatra fa mba tsy mandany vola amy salon de beauté 😅

Efa niainako ny fiainana mpanakarena, mahantra,ary ny antonony fa saingy ny ts mampitovy azy dia ny fahitan'olon'anao et...
01/09/2026

Efa niainako ny fiainana mpanakarena, mahantra,ary ny antonony fa saingy ny ts mampitovy azy dia ny fahitan'olon'anao ety ivelany sy ny vola miditra sy mivoka ao amposinao no tsy mampitovy azy,nefa rah olona mahay miaina ianao,mahay mionona ,amizay anagnanao sy mahay mandanjalanja ary mahay miara monin'amin'olona sda ho sambatra hiany❤️
ianareo Zao mety misy tsy mahay fa na ireo mpanakarena ireo mety hitanao tsara fiainana sy milamina fa mety misy rah tsy mety anagnany nefa tsy voa vidiny vola nefa anagnanao ☝️mety ho fitiavana marina,mety ho zanaka sns.... ny tiako hatongavana de aza mora kivy na malahelo ref mis zavatra tianao hanagnana ka ts azonao fa vo maika miezaka,mitraka,de araho amy vavaka🙏mila courage eeeh 👍 soit motivé 💪fa Raha jiaby tssy Tonga2 ho azy☝️

31 août zao faravolan- dramikomiko hoy ny gn'aminay agny😅Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra ry mpankafy Malal...
31/08/2026

31 août zao faravolan- dramikomiko hoy ny gn'aminay agny😅Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra ry mpankafy Malala 😘

Ny ankony omalynay tany LOKOMBY 😍aleo ny sary no hilaza azy fa ts haiko ny mi werawera👍
30/08/2026

Ny ankony omalynay tany LOKOMBY 😍aleo ny sary no hilaza azy fa ts haiko ny mi werawera👍

Arahabaina fa candidate N' 11 no nahazo ny Concours Tiktok tsika MANJEKY,aminy réaction sady partage bé indrindra 👍 mank...
30/08/2026

Arahabaina fa candidate N' 11 no nahazo ny Concours Tiktok tsika MANJEKY,aminy réaction sady partage bé indrindra 👍 mankasitrak'amizay nandray Anjara de aza kivy ho an'izay resy fa manetsa bé Mbola ho avy🙏

28/08/2026
Isaorako maventy fa tena nanjeky gny ambiance niaraka t@ vahoaka ny ANDEMAKA 🙏 LOKOMBY koa hamaray miomana fa his rah ee...
28/08/2026

Isaorako maventy fa tena nanjeky gny ambiance niaraka t@ vahoaka ny ANDEMAKA 🙏 LOKOMBY koa hamaray miomana fa his rah eeeen 😉

ANDEMAKA !!! 🚨🚨🚨 LOKOMBY,!!!🚨🚨🚨j'arrive 👍miomana fa rampitso 26 août gny ftonantsika☝️hanjeky Baneny amin'io en! asany z...
25/08/2026

ANDEMAKA !!! 🚨🚨🚨 LOKOMBY,!!!🚨🚨🚨j'arrive 👍miomana fa rampitso 26 août gny ftonantsika☝️hanjeky Baneny amin'io en! asany ze tsy hanjeky eeeh 🤭 Tohizantsika29 koa👍
Tournareo am faritry Sud-Est eky koa zao😘

bonjour !ho anareo zay ef nandray Anjara t@ le concours tiktok de ampatsiahiviko fa efa 1 semaine sisa de mba samy mieza...
23/08/2026

bonjour !ho anareo zay ef nandray Anjara t@ le concours tiktok de ampatsiahiviko fa efa 1 semaine sisa de mba samy miezaka faraparany manaova partage ny vidéo sy mangataka réaction 👍
fa Mbola tsy t**d kosa ho an'izay Mbola te handray Anjara,☝️MBA tsapatsapao n'y vintana.
izay Ary ra bonne chance aby antsika rehetra amizay rehetr'atao😘

Tsy namandreo hono tegna ref tsy hisotro eeeh 😅 tchin ! 🥂tchin !🍻zäh aloha de tena tsy namany toaka fa mba fahalalam-pom...
22/08/2026

Tsy namandreo hono tegna ref tsy hisotro eeeh 😅 tchin ! 🥂tchin !🍻zäh aloha de tena tsy namany toaka fa mba fahalalam-pomba hiany eh🤭

Address

Andranomadio . Toamasina
Antananarivo
501

Telephone

+261328273690

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dian-hay dit Baneny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share