Ô Sport

Ô Sport 🔥Chaque jour plus forte qu’hier 💪
🔥Discipline + Détermination = résultats 💪
🔥Objectifs : dépasser ses limites 💪

Ilazana isika fa tsy misokatra ny salle ny sabotsy 7 mars ho avy izao. Miverina misokatra toy ny mahazatra ihany ny alah...
03/03/2026

Ilazana isika fa tsy misokatra ny salle ny sabotsy 7 mars ho avy izao. Miverina misokatra toy ny mahazatra ihany ny alahady 8 mars
Bon kotrana daholo 👊

Ho anao izay maniry hikarakara vatana, manasa anao hitsidika ny salle ety andrazara 💪Fitaovana complet tsara 🏋‍♂️Séance ...
18/02/2026

Ho anao izay maniry hikarakara vatana, manasa anao hitsidika ny salle ety andrazara 💪
Fitaovana complet tsara 🏋‍♂️
Séance 1000ar sans coach

Misokatra fona ny salle antsika ety andrazara na manorana ary ny andro fa tongava mokotrana 💪💪💪
11/02/2026

Misokatra fona ny salle antsika ety andrazara na manorana ary ny andro fa tongava mokotrana 💪💪💪

Mba mafinaritra iany ne le mampijaly vatana e 🤣
10/02/2026

Mba mafinaritra iany ne le mampijaly vatana e 🤣

26/12/2025

Misokatra ny salle androany fa tongava makamaka kely e 💪💪

Efa misy ho entina faran'ny taona ihany ve le forme ao sa mbola tsitany tableau 🤣Kotrana tsy ajanona na zany ary a 💪💪💪
18/12/2025

Efa misy ho entina faran'ny taona ihany ve le forme ao sa mbola tsitany tableau 🤣
Kotrana tsy ajanona na zany ary a 💪💪💪

Misokatra lahady amin'izay ny salle ety andrazara o 😁7h-12h Tarif tsy miova fa tongava maro 👊
08/11/2025

Misokatra lahady amin'izay ny salle ety andrazara o 😁
7h-12h
Tarif tsy miova fa tongava maro 👊

04/09/2025
Salle de sport ety itaosy andrazara ooo 💪💪💪Hanatsara vatana ve ianao sa te hanana vatana salama lalandava?Tongava fa ato...
03/09/2025

Salle de sport ety itaosy andrazara ooo 💪💪💪
Hanatsara vatana ve ianao sa te hanana vatana salama lalandava?
Tongava fa ato aminay no mety aminao 😎
-Matériel complet natao ho an'ny rehetra 💪
-Toerana malalaka tsara ✅️

Tsy ankanavaka fa izay vonona hikotrana dia raisina am-pitianava be 😉

NB: Efa visible ao amin'ny google map ny toerana misy ny salle

Samy manana ny angezainy io fa mahaiza misafidy a 🤣 tongava aty aminay raha te hanana photo 1 😉💪💪💪
02/09/2025

Samy manana ny angezainy io fa mahaiza misafidy a 🤣 tongava aty aminay raha te hanana photo 1 😉💪💪💪

Andao hikotrana fa aza varina 💪💪💪
01/09/2025

Andao hikotrana fa aza varina 💪💪💪

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261336471778

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ô Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ô Sport:

Share