21/05/2026
Tonga ndray ity ny Pentecôte sy ny Lundi de Pentecôte e !😍
Mitady toerana ve ianareo andehanana tongava ety amin’ny Secret garden fa toerana calme sady misy Ambiance be🥰
Tongava ary e ho ento ny fianakaviana sady promotion be an!🤗
😱7000ar prix d’entrée😱
Lieu:Itaosy andohatanjona
Contact:038 52 278 74